Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
zanaka adala
N
nosmaillyyou
18 Views • Jan 07, 2007
Description
'Zao fiainan'izao
Efa nahasarika ahy fa toa tsara ery
Nandaozako anao,nanaiky aho ny ho babony
Nataoko avokoa
Ditra sy rendrarendra izay nandraranao
Nanaram-po aho nanao izay tsy fanao
Menatra aho noho izay rehetra natao
Meloka aho mifona sy mibebaka aminao TOMPO ô!
Te-hiverina aho
Ho eo anilanao
Te hitoetra an-tranonao aho,raiso re
Na dia ho mpanomponao
Raha tsy mendrika ny ho zanakao aoka aho hanompo anao.
Matetika aho
Tsy mba mahatsiaro anao raha tsy sendra manjo
Na sendra olana, kivy dia kivy tokoa
Nefa ianao
Tsy mba nandao ahy teo anilako hatrany
Ka na ratsy aza aho, mbola tsy nilaozanao ihany
Fa zava-poana mandalo zao rehetra izao
Ka raha mivoana, mibebaha faingana hoy ianao TOMPO ô!
Nanalavitra aho
Miverina aho izao
Miaiky ireo ota natao,raiso ré
Zao fifonako izao
Hiezaka aho hatram'izao tsy hamerina reo ratsy fanao
TOMPO ô
Te-hiverina aho
Ho eo anilanao
Te-hitoetra an-tranonao aho,raiso re
Na dia ho mpanomponao
Raha tsy mendrika ny ho zanakao aoka aho hanompo anao.
Groupe WISDOM IN MEMORY
A/C: R.F.W

Keywords & Tags
Related Videos
06:13
VHF (Vavaka Hira Fiderana) - MEDLEY (hira gasy)
irma zoldan
04:11
DAGO DIAMONDS - Dago Diamondra (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:16
ZANAKA MAEVARANO - Dodohely mahay misôma (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:34
MC VOLA (Zanaka nosy) malagasy gasy malgache reggae
tiako anao
04:58
TENDRY - VAVAKA NO ATAO (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
05:38
OMEGA - Zanaka zovy (gasy - malagasy)
irma zoldan