Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
tsy ferana Eric Manana
N
ninie-hirahira
59 Views • Mar 27, 2011
Description
Misy fitia tsy mety maty fa mifikitra ao am-po Hodian-tsy hita mankarary Alevina tsy mety lo
Totofana vao miha-mitsiry ,Ilaozana manangatra Injao fa re mangirifiry Rehefa ianao tsy tazana
Salovanao mandindona
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
Ny lalana nizorantsika
Anefa ity tsisy hirika
Fa lalan-tokana izy ity
Mivavahady rindrina
Ny fo mitempo sisa reko
Izy tsy mety mionona
Tsy te-hahalala hoe hatreto
Misy tsy azo hoarana
Mitia tsisy tahotra
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
ia ia ié! ia ia ia ia ia ô!
ia ia ia ié! a i ô!
ia ia ié! ia ia ia ia ia ô!
ia ia ia ié!
tia aho é!
Totofana vao miha-mitsiry ,Ilaozana manangatra Injao fa re mangirifiry Rehefa ianao tsy tazana
Salovanao mandindona
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
Ny lalana nizorantsika
Anefa ity tsisy hirika
Fa lalan-tokana izy ity
Mivavahady rindrina
Ny fo mitempo sisa reko
Izy tsy mety mionona
Tsy te-hahalala hoe hatreto
Misy tsy azo hoarana
Mitia tsisy tahotra
Fitiavako anao tsy ferana
Maditra tsy hay lembenana
Mandoro raha kobonina
ia ia ié! ia ia ia ia ia ô!
ia ia ia ié! a i ô!
ia ia ié! ia ia ia ia ia ô!
ia ia ia ié!
tia aho é!
More from User
05:43
tsy ferana Eric Manana
ninie-hirahira
04:17
Ampazahoy Eric Manana
ninie-hirahira
04:53
ANKINO
ninie-hirahira
04:18
ANKINO
ninie-hirahira
Related Videos
04:18
DOUMIE - Tsy ferana (Eric Manana) (Gasy HD 2017)
irma zoldan
05:47
Les Robert ( Tsy Magnadigno ) gasy malagasy madagascar
tiako anao
05:12
FAZILAH - Aza mba tsy manana (gasy - malagasy)
irma zoldan
05:11
ERIC TAHINA - Tsy Manahy Lazao (slow gasy)
irma zoldan
04:45
ERIC TROPIK - Ambilao izy hifidy ny tiany (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:19
ERIC TAHINA - Ao Tsara (gasy-malagasy)
irma zoldan