Skip to content

video not played or not found error
click on direct switch

Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal

Poopy Vavaka

G
Gasy1989

182 Views • Dec 03, 2010

Description

Na sarotra ny lalana aleha
Tsy ahasakana ahy tsy handeha
Na henjika na latsa eso koa,tsy mampaninona ahy
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana no nasetriko
Tsy taitra aho f'ireo zay ratsy loha
Sy nampivadi-po ho tsinotsinona

Tompo o ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka ianao hitantana tsy handao
Ninoninona hanjo,na ho sarotra tokoa
Matoky anao aho ka tsy manahy

REF:matoky anao zahay
miandry ny marina
fantatray ianao fa tsy miangatra tompo o
miandrandra anao zahay
miandry ny rariny
tsy manahy ny fanahy manana anao