Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Ny alohan'ny hatory - Silo
R
rasta babakoto
18 Views • Jan 11, 2010
Description
Anio 'lay andro iray
fahatsiarovantsika roa
indray ririnin-dasa izay
ny lalantsika no niandoha
tsapa izao ankehitriny
fa nisaraka izy io
ireo vetsovetso fanao fahiny
avelao mba hadio
mifanalavitra isika
samy mbola mety ahatsiaro ireny
ampy anefa izay vita
'reo sary koa hanampy hiteny.
'sika tsy hifankatia intsony f'aleo hangiana
mahatsiaro anao foana anefa aho eny am-pandriana
tsy hay adinoina mantsy ireo fanao taloha
ny alohan'ny hatory sy rehefa mifoha.
Betsaka loatra ireo ditra
'zay nisangian-tsika tany
variana teo kinanjo ritra
nandraiky narary dia tomany
hamaranako izany
teny mamy ho antsika roa
mbola hihaona isika any ho any
ka aleo manadio fo.
indraindray mantsy mety hiaraka eny ihany
hiaraka indray ampatsiahy ireo andro mamy
haverina kely ny fanao tany aloha
ny alohan'ny hatory dia rehefa mifoha.
'sika tsy hifankatia intsony f'aleo hangiana
mahatsiaro anao foana anefa aho eny am-pandriana
rahoviana ihany vao afaka any an-doha
fahatsiarovantsika roa
indray ririnin-dasa izay
ny lalantsika no niandoha
tsapa izao ankehitriny
fa nisaraka izy io
ireo vetsovetso fanao fahiny
avelao mba hadio
mifanalavitra isika
samy mbola mety ahatsiaro ireny
ampy anefa izay vita
'reo sary koa hanampy hiteny.
'sika tsy hifankatia intsony f'aleo hangiana
mahatsiaro anao foana anefa aho eny am-pandriana
tsy hay adinoina mantsy ireo fanao taloha
ny alohan'ny hatory sy rehefa mifoha.
Betsaka loatra ireo ditra
'zay nisangian-tsika tany
variana teo kinanjo ritra
nandraiky narary dia tomany
hamaranako izany
teny mamy ho antsika roa
mbola hihaona isika any ho any
ka aleo manadio fo.
indraindray mantsy mety hiaraka eny ihany
hiaraka indray ampatsiahy ireo andro mamy
haverina kely ny fanao tany aloha
ny alohan'ny hatory dia rehefa mifoha.
'sika tsy hifankatia intsony f'aleo hangiana
mahatsiaro anao foana anefa aho eny am-pandriana
rahoviana ihany vao afaka any an-doha
More from User
06:19
Tia dia tia (Dadah Rabel)
rasta babakoto
05:19
Ny alohan'ny hatory - Silo
rasta babakoto
Related Videos
05:55
Silo Season 1 Ending Explained | Silo Season 1 Finale | Silo Finale | Silo Season Finale | apple tv+Pl visit my second channel, if you're interested in Movies Ending Explanations etc contents. https://www.youtube.com/channel/UCABg_l1TSyg7sbywiPC3x0A Disc
UlTiMaTe ChAnGe FoR LiFe
00:32
Silo manufacturers in India, Silo manufacturers in Gujarat, SS Silo, Lime Storage Silo in Ahmedabad
Pneumatic Process
00:32
Mild steel silo, fly ash storage silo, lime storage silo, mild steel fabrication, heavy fabrication
Pneumatic Process
54:23
silo full series explained - silo recap - silo series 2023 'movie recap
Watch movies
00:32
Grain Storage Silo manufacturer, Maize Storage Silo manufacturer India, grain storage silo exporter
Pneumatic Process
03:00
Silo | Watch Rebecca Ferguson Dive in Silo 17 - Apple TV+
80PoundMedia