ReePrime
HOLY ANGELS... Tontolo

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

HOLY ANGELS... Tontolo

D
doc metal

3 Views • Dec 01, 2012

Description

TONTOLO
(Raman- Tommedge- Dominick- Doc Metal - Michel Rudd)
VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO MANODIDINA ANAO
VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO

Manakaiky ty ny Apokalipsy
Hey! rovidrovitra ny lanitra
Fa zera bomba sy fako simika,
No revy iainana ety.

Ireo biby sy hazo voarara
Voatahirin'i Gasikara
Efa lany tamingana
Ripaka sy ringana

NY RIVOTRA FOHINA REHETRA
EFA SETROKA VORETRA
MANEPOTR'IZAO NY TONTOLO EH
KA HOY ZAHAY MANAO HOE:

VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO MANODIDINA ANAO
VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO

Manakaiky ty ny Apokalipsy
Hey! rovidrovitra ny lanitra
Fa zera bomba sy fako simika,
No revy iainana ety.

Ireo biby sy hazo voarara
Voatahirin'i Gasikara
Efa lany tamingana
Ripaka sy ringana

NY RIVOTRA FOHINA REHETRA
EFA SETROKA VORETRA
MANEPOTR'IZAO NY TONTOLO EH
KA HOY ZAHAY MANAO HOE:

VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO MANODIDINA ANAO
VONJEO HO'AH RAHA AZO ATAO
NY TONTOLO

FA LOZA RAIKA, LOZA ROA , LOZABE
NO HAHAZO TY PLANETA MAMINTSIKA TY
BAKTERIA SY POIZINA MAHAFATY EH
NO ANY ANATY RANO ANY OH.
GERAGERA BIOLOJIKA ETSETRA
SY KOA REO ADIADY NOKLEARY
TONDRA-DRANO SY HAINTANY SISA EH
FA SIMBA DAHOLO NY ZAVA-BOAHARY.

HOLY ANGELS (2008)