Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
HAYVE-DAGO_0001
Description
Hay vé ? de Rija Ramanantoanina interprété POUR LE FUN SANS PRISE DE TÊTE 26.07.09
ORCHESTRE DIAP TANA MADALORS DE LA RECEPTION HOMMAGE à RAKOTOZAFY JULIEN
Hay ve ka nisy
Raozy nokoloinao naniry tamiko
Fa ny foko no nandà tsy hamokatra intsony
Nefa tsy kivy ianao
Hay ve ka nisy
Finiavana hikarakara taminao
Fa ny saiko no ninia tsy ahafantatra ireny
Fony naha teo anao
Fa lasa ianao vao tsapako
Nony indro ianao tsy tazako
Injay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka 'lay raozinao
Fa teo ianao tsy hitako
Niteny ianao tsy reko koa
Taitra ianao ninia natory irery aho
Taitra avy eo aho nilaozanao
Raha mbola misy
Zay voatahiry tamiko ao anatinao
Ento ahy fa hokoloiko ireo hiroborobo
Toy izay nataonao ahy
Raha mbola ao koa
Lay dikan-teny hoe "tia ambetin-dresakao"
Ento aty f'izay vao fantatro
Ny tena heviny nolazainao taloha
REF Fa lasa ...lay raozinao
Fa dindo tsy hay kosehina
Am-poko ilay fitiavanao
Fa ny hany faniriako dia izao
"MANDRAKIZAY HO AHY IANAO"
ORCHESTRE DIAP TANA MADALORS DE LA RECEPTION HOMMAGE à RAKOTOZAFY JULIEN
Hay ve ka nisy
Raozy nokoloinao naniry tamiko
Fa ny foko no nandà tsy hamokatra intsony
Nefa tsy kivy ianao
Hay ve ka nisy
Finiavana hikarakara taminao
Fa ny saiko no ninia tsy ahafantatra ireny
Fony naha teo anao
Fa lasa ianao vao tsapako
Nony indro ianao tsy tazako
Injay nilentika lalina am-poko ao
Lalim-paka 'lay raozinao
Fa teo ianao tsy hitako
Niteny ianao tsy reko koa
Taitra ianao ninia natory irery aho
Taitra avy eo aho nilaozanao
Raha mbola misy
Zay voatahiry tamiko ao anatinao
Ento ahy fa hokoloiko ireo hiroborobo
Toy izay nataonao ahy
Raha mbola ao koa
Lay dikan-teny hoe "tia ambetin-dresakao"
Ento aty f'izay vao fantatro
Ny tena heviny nolazainao taloha
REF Fa lasa ...lay raozinao
Fa dindo tsy hay kosehina
Am-poko ilay fitiavanao
Fa ny hany faniriako dia izao
"MANDRAKIZAY HO AHY IANAO"
More from User
03:34
HAYVE-DAGO_0001
Shoan Ly
05:18
Baobab-JB-Clip
Shoan Ly
12:42
Family-Repas-JR_0001
Shoan Ly
10:46
Jordan-eglise_1
Shoan Ly
04:55
Vivre ... et Sourire ... pour survivre ...
Shoan Ly
13:23
Cynthia-Rija-Wedding-Part-1
Shoan Ly
Related Videos
01:32
Location Maison / Villa ANTANANARIVO (TANANARIVE) - Madagascar - A louer villa F4 neuve quartier résidentiel Ivandry Tananarive
OFIM Immobilier
05:45
Rija RAMANANTOANINA - Fiainana kely
♫ndr♫in♫
04:47
NJAKATIANA & RIJA RAMANANTOANINA - TOKOA
rawestern
04:51
Andriamanitra - Dadah, Francia, Rija Ramanantoanina
Masombahiny
03:50
RIJA RAMANANTOANINA & MBOLATIANA - Fitiavana mamiratra (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:23
Maso Mifanojo - Dadah, Francia & Rija Ramanantoanina
Masombahiny