Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
BISMAK-Ditra manadala
Description
© 2012 Annick Herimalala - http://www.bismak.fr
Video clip en HD
Titre disponible sur itunes:https://itunes.apple.com/album/ditra-manadala-single/id582490333
"Ditra manadala" est la chanson présente au générique de la série éponyme diffusée sur TVM (Madagascar), interprété par BISMAK.
Paroles, musique, arrangement: Annick Herimalala/Philippe Robert.
Clip réalisé par Annick Herimalala.
Montage: Mamy Tiana Raberahona.
Ditra manadala
Tsy ho lavon'ireo fihetsika voarara
Mijanona! Aza mankany!
Hijanona eto aho, hiambina anao
Tsy ho resin'ireo ditra
Tsy mbola maty ilay jiro mpanazava,
Mety ho lavitra izy fa any ho any
ny anjara anie miankina aminao
Ka aza mora kivy
Ny ho avy no banjino satria:
Hamotika anao ireo Ditra Manadala
oh oh oh
Hamotika anao , ka ho simba ho ratsy fiafara.
Be loatra ny fankam-panahy miantso anao,
Mijanona! Aza mankany!
Hodio tsy re izay lazainy, avelao
Na efa voafatotry ny ditra
Mbola misy ny fotoana
aok'izay sao hamono anao
Ny anjara anie miankina aminao
Ka aza mora kivy
Ny ho avy no banjino satria:
Tsy sasatry ny miantso anao ilay fakam-panahy
aok'izay sao hamono anao an an an an an

Related Videos
05:03
Tsy Irery Ianao (Dillie)
riffeurdaemon
04:27
MELKY - Tsy ianao irery (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:35
ANK - Tsisy hafa tsy ianao (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:54
dillie tsy irery ianao - Dailymotion
Ji Tsiomlm
03:43
LIFAH - Ianao irery (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
03:08
FAHENDRENA - Ianao irery (gasy - malagasy)
irma zoldan