Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
ZAY - Nantenaina
Description
Nantenaina
Nantenainay haharitra
Ny fiarahana tety
Fitiavana..(eee), firaisam-po,
Faharetana..mmmmm !
Toa samy nifampizarana,
Avokoa ireo
Kanjo lasa ianao !
Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
Nahatsapàna fahasambarana
‘Zay tsy hain’iza hofantarina
Ref :
KANEFA IZAO, RAHA LASA IANAO
DIA MBOLA HOTOHIZANAY HATRANY
IREO EFA VITA, KINASANTSIKA
HANOMEZANA HASINA
HO ANAO ‘LAY NAMANA TSY FOY
NEFA NANDAO ANAY,
RY NANTENAINA MAMINAY .
Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
‘Zay nahatsapàna fahasambarana
‘Zay tsy hain’iza hofantarina
Ref :...
ZAY
Nantenainay haharitra
Ny fiarahana tety
Fitiavana..(eee), firaisam-po,
Faharetana..mmmmm !
Toa samy nifampizarana,
Avokoa ireo
Kanjo lasa ianao !
Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
Nahatsapàna fahasambarana
‘Zay tsy hain’iza hofantarina
Ref :
KANEFA IZAO, RAHA LASA IANAO
DIA MBOLA HOTOHIZANAY HATRANY
IREO EFA VITA, KINASANTSIKA
HANOMEZANA HASINA
HO ANAO ‘LAY NAMANA TSY FOY
NEFA NANDAO ANAY,
RY NANTENAINA MAMINAY .
Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
‘Zay nahatsapàna fahasambarana
‘Zay tsy hain’iza hofantarina
Ref :...
ZAY
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
05:59
ZAY FAIDA - Tsara Ankilambady (gasy - malagasy)
irma zoldan
05:32
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
07:14
Madagascar - Dodol ( Salegy , Hira gasy )
AssosADOI
02:01
L'Opéra Hira Gasy de Madagascar | movie | 2018 | Official Trailer
JustWatch
04:28
Kushi Kusha Fiyah, FIYAH, Salegy, Madagascar, Malgache, Majunga, Tana, gasy, hira
Monjangaia
04:51
TSIKY JOLIE - Tsara tsara tsy lany (gasy HD 2015)
irma zoldan