Willah - Avelao izy handeha
â
♫ndr♫in♫
469 Views • Jan 10, 2009
Description
AVELAO IZY HANDEHA
Reko izao feonao mitalaho
Milaza fa hoa tena tsisy azo atao
Mandratra tokoa ilay fery am-po
Kanefa hatrakao ny loha
An-tsainao izao izay vitany
Nefa aza atao mahakivy
Fa indray andro any mbola ho avy
Ny anjaranao tsy ho lany
FIV : ….
Avelao izy andeha f'aza sakananao
Ajanony hatreo ireo tomaninao
Avelao izy andeha fa fiainam-baovao
indray izao no hatrehanao
Fantatro fa tsy ho mora ny handao
Ireo nokasaina toa lasa nangaina
Am-po tokoa ilay ratra taloha
Kanefa hatrakao ny loha
An-tsainao izao izay vitany
Nefa aza atao mahakivy
Fa indray andro any mbola ho avy
Ny anjaranao tsy ho lany
FIV…
Tsy ho neninao ireo vita natao
K'aza mitanondrika ianao
Ka ny alahelo atsaharo izao
Lalan-kafa indray no katsao
FIV…
Reko izao feonao mitalaho
Milaza fa hoa tena tsisy azo atao
Mandratra tokoa ilay fery am-po
Kanefa hatrakao ny loha
An-tsainao izao izay vitany
Nefa aza atao mahakivy
Fa indray andro any mbola ho avy
Ny anjaranao tsy ho lany
FIV : ….
Avelao izy andeha f'aza sakananao
Ajanony hatreo ireo tomaninao
Avelao izy andeha fa fiainam-baovao
indray izao no hatrehanao
Fantatro fa tsy ho mora ny handao
Ireo nokasaina toa lasa nangaina
Am-po tokoa ilay ratra taloha
Kanefa hatrakao ny loha
An-tsainao izao izay vitany
Nefa aza atao mahakivy
Fa indray andro any mbola ho avy
Ny anjaranao tsy ho lany
FIV…
Tsy ho neninao ireo vita natao
K'aza mitanondrika ianao
Ka ny alahelo atsaharo izao
Lalan-kafa indray no katsao
FIV…
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
05:12
Lola ~ Ilazao Izy fa (hira gasy)
Mada Pro
04:04
TARATRA WONDER ft NY ANDO - Avelao Izy Ho Any (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:25
MARLENE - IZY NO IZY (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
03:50
Izy irery - PAZZAPA ( If Living is Without you...)
DuW1203 ReprèZ£nT
03:50
Izy irery - Pazzapa
Lova
03:37
PAZZAPA NG - Tontolo vaovao (gasy HD 2015)
irma zoldan