Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Vonjy - Voadiko
Description
Salamo 22:25 – www.bibles.mg
Vonjy et al. : Voadiko
Fiv :
Hiaraka Aminao Tompo ô, no VOADIKO
Hanaraka Anao isan’andro sy hanoa
Fa eo Aminao misy fitsarahana sy fiadanana
Sambatra aho, manana aho, manana Anao
Raha misarika ahy ‘reo fakam-panahy
Ianao mampandresy.
Raha misy manjo toa hihemotra koa.
Ianao mampahery
Tena tsara amiko Tompo ô, ny miara-mamindra Aminao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Ekeko avokoa, fa tena mahasoa ‘zay hitondranao ahy
Na lalan-tsotra na toa sarotra anilanao aho sahy
Tena tsara amiko Tompo o, ny miara mamindra Aminao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Fiv:…
Vonjy et al. : Voadiko
Fiv :
Hiaraka Aminao Tompo ô, no VOADIKO
Hanaraka Anao isan’andro sy hanoa
Fa eo Aminao misy fitsarahana sy fiadanana
Sambatra aho, manana aho, manana Anao
Raha misarika ahy ‘reo fakam-panahy
Ianao mampandresy.
Raha misy manjo toa hihemotra koa.
Ianao mampahery
Tena tsara amiko Tompo ô, ny miara-mamindra Aminao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Ekeko avokoa, fa tena mahasoa ‘zay hitondranao ahy
Na lalan-tsotra na toa sarotra anilanao aho sahy
Tena tsara amiko Tompo o, ny miara mamindra Aminao
Tsy manahy fa velon-kira ny ao am-po
Fiv:…
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:43
NJAKATIANA sy FRANCIA - Tsara ny Fitiavana - hira malagasy
toamasina501
07:50
oladad - loko_natoraly hira malagasy
gasymozika
05:32
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:12
Mifankatiava | Ndriana Ramamonjy | Hira Fiderana Malagasy
Jonathan Ratelo
05:10
DAYVIDE - Mila Vonjy Ny Tany (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:19
ARISON VONJY - Hihira indray (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan