Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Vonjy - Manina
Description
Salamo 84:4 – http://www.baiboly.org/
Vonjy : Manina ny any aho
Manina ny ao an-kianjanao ny fanahiko
Mahatsiaro ny any ka velontsento ny ao am-po
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao
Hidera Anao mandrakariva hidera Anao
Fa ny miserana indray andro ao an-kianjanao
Dia tsara lavitra noho ny anarivony
Fantatrao tsara f’izany ndrindra no antony
Mahatonga ahy hangetaheta ny ho ao
Fiv :
(Manina ny any aho)
Mahatsiaro ireo hira niaraha nidera
Fideran-tsesilany tsy voafetra ny lera
(Manina ny any aho)
Miara-midera miara-mandihy
Miara-manandratra ny voninahitry Kristy
Miaraka amin’ireo mino Anao sy efa nodiovinao
Tonga olom-baovao
Manina aho maniry mafy te handeha
Ny faniriako hitoetra any be dia be
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao
Hidera Anao mandrakariva hidera Anao
Fa ny miserana indray andro ao an-kianjanao
Dia tsara lavitra noho ny anarivony
Fantatrao tsara f’zany ndrindra no antony
Mahatonga ahy hangetaheta ny ho ao
Vonjy : Manina ny any aho
Manina ny ao an-kianjanao ny fanahiko
Mahatsiaro ny any ka velontsento ny ao am-po
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao
Hidera Anao mandrakariva hidera Anao
Fa ny miserana indray andro ao an-kianjanao
Dia tsara lavitra noho ny anarivony
Fantatrao tsara f’izany ndrindra no antony
Mahatonga ahy hangetaheta ny ho ao
Fiv :
(Manina ny any aho)
Mahatsiaro ireo hira niaraha nidera
Fideran-tsesilany tsy voafetra ny lera
(Manina ny any aho)
Miara-midera miara-mandihy
Miara-manandratra ny voninahitry Kristy
Miaraka amin’ireo mino Anao sy efa nodiovinao
Tonga olom-baovao
Manina aho maniry mafy te handeha
Ny faniriako hitoetra any be dia be
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao
Hidera Anao mandrakariva hidera Anao
Fa ny miserana indray andro ao an-kianjanao
Dia tsara lavitra noho ny anarivony
Fantatrao tsara f’zany ndrindra no antony
Mahatonga ahy hangetaheta ny ho ao
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
05:46
Hira Mampiray - Mialy R, Fara A, Vonjy, Laurent R.
Masombahiny
04:28
Poopy ~ Omeo fahendrena (Hira masina)
Mada Pro
04:36
HIRA MASINA
RANAIVOSOLO
04:07
Firmin:: Manaiky aho (Hira Masina)
Mada Pro
04:23
Lola ~ Mendri-piderana (Hira masina)
Mada Pro
06:13
Poopy ~ Tsara Jehovah (Hira masina)
Mada Pro