Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
VONJY - Lehibe
Description
Apokalypsy 22:13 – http://www.baiboly.org/
Vonjy : Lehibe
Lehibe (x3) ny Andriamanintsika
Mahery (x3) sady avo indrindra
Ilay atao hoe mahagaga sady mpanolontsaina
Andriamanitra mahery ‘lay mandrakizay
Ary andrian’ny fiadanana.
Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainy atao
Ny teniny no naharin’izao tontolo izao
Ny voninahiny mamiratra, ny fanjakany tsy hita faritra
Azy ny fanjakana Azy koa ny hery sy ny fahefana
Azy hatrany, zany irery.
Lehibe (x3) ny Andriamanintsika….
Mpanjaka ny mpanjaka, sy Tompon’ny tompon’ny rehetra Izy
Lay alfa sy omega, fiandohana sy fihafarana, no hiantsona Azy
Tsy misy zava-mahagaga izay tsy hainy atao….
LEHIBE NY ANDRIAMANINTSIKA
AZY NY HERY, ‘ZANY IRERY.

Keywords & Tags
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫