video not played or not found error
click on direct switch
Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
V.A.E - Vavaka
33 Views • Dec 06, 2008
Description
Izaho sy ianao olon’iny
Nantsoina tamin’ny Anarany
Ndao hanetry tena
Hitady Azy sy hivavaka
Hiala amin’ny ratsy fanao
Hiaino any an-danitra Izy
Sy hamela heloka hanasitrana ny tany
Fiv :
IZAHO SY IANAO HIHIRA IHANY
NDAO HANAMPOROFO IZANY
HIOMBOM-PEO HANANDRATRA AN’I KRISTY
HIRAY FO HIARA-HAMINDRA
VAVAKA MAHERY NDRINDRA
HANDRAVANTSIKA IREO SAKANA
TANJONA IRAY NO HASEHONTSIKA INDRAY
DIA HIVAVAKA FA HANOVA ZAVATRA
Aza miahotra intsony f’ingao ny feo ataovy ambony
Sokafy ny fo fa aza akombona miandry antsika hivondrona
Hivondrona….
Fiv :…
VONDRON’NY ARTISTA EVANJELIKA
Keywords & Tags
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
Portrait d'artiste - Artiste mystère
SUN
Artistes Contemporains - Aider de jeunes artistes Français
Toulousepicasso
Mobilisation d'artistes pour Ai Weiwei, artiste chinois
Agence France-Presse
PORTRAIT D'ARTISTE : AXELLE BINANT, ARTISTE IMMERCURIENNE
AGORAWEBTV
Artistes-Poètes, Poètes-Artistes, 15 janvier - 30 mars 2013
gulbenkianparis
Femmes artistes N°5 : Laura Wheeler Waring | Artiste Afro-américaine
Art&Facts