Tsiakoraka - Miantso Anao

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

Tsiakoraka - Miantso Anao

♫ndr♫in♫

106 Views • Oct 29, 2012

Description

Miantso Anao aho ry Ray
Ity zanakao very dia
Efa fantatrao hatrizay
Fa tsy mba haiko ny mitia

Fiv:
Ka miangavy aho jereo
Ity adalanao ity
Fa miantso Anao, miantso Anao
Omeo fahaiza-mitia

Olona tsotra aho ry Ray
Toy ny rehetra avy Aminao
Nianatra aho fa tsy nahay
Ka zary nanalavitra ny tavanao

Fiv:..

Tarika TSIAKORAKA