Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Tsaroany BODO
140 Views • Jan 10, 2008
Description
Tsy hamoha ilay fitia
Nefa resy lahatra
Ka dia lasa tia
Fa nahafinaritra azy hono
Ilay alin’ny fialam-boly
Tsaroany foana
Ianareo nihaona
Indray lohataona
Izao ny sainy sy ny fony
Tsy nahatombona intsony
Nefa indrisy
Fa ianao ilay nandrasany
Tsy nanisy
Lanja akory ilay fitiavany
Ilay doboky ny fonao
Izy teo an-tratranao
Tsy adinony fa tsaroany
Iriny mbola hitohy
Nefa dia izay, izay no vita
Satria, iny ianao no tsy hita
Nivezivezy nitady anao
Nirediredy ny anaranao
Nitady fomba izay atao
Ahitana anao (x2)
(X2)
More from User
Mirana Pazzapa 7 - Ny Zanako de Razilinah
delit_cious
Fitia ft Shyn - Tsy fonja ny fitia [NEW RNB GASY]
delit_cious
Patsy - Liverpool (1988)
delit_cious
Marion ft. Spear O'Mic Fitia - Foiko ho anao
delit_cious
Marion - Noho Ianao
delit_cious
Marion - Lazao fa tia
delit_cious
Related Videos
BODO SY RIJA - Satria
Razanampano
Manchester United vs Bodo Glimt All Goals & Highlights - 2024 | man utd vs bodo glimt | watch manchester united f.c. vs bodø/glimt
MonTalks
Ando Concinando Ando
apastorp
Eu ando mentindo demais - Luan Santana (Paródia - Eu ando comendo demais)
Zmaro Sobrinho -Programa de TV e Webtv Vídeos
Murgi ko ando par kaise bithaye _ murgi ko ando par bithany ka sahi tarika
Muhammad Abbas624 official
EL ANDO - ANDO SUELTO (4K OFFICIAL MUSIC VIDEO)
--=De Todo Un Poco =--