Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Toe-draharaha 2002... 2008
Description
TOE-DRAHARAHA 2002
Mbola tsy fahita
Teto amintsika
Ny mampiasa dynamita
Ho fitaovana politika.
Ny tetezan'ao Ifanadiana Ifatihita
Ambohimandroso Mangoro
Behenjy Mampikony Antanandava
Sy ny sisa
Napoaka tamin'ny dinamita !
Tsy ho tafita
Ny fiainantsika
Jereo fa ravan'indray anie
'Zay kely vita.
N'aiza n'aiza eto an-tany
Misy toe-draharaha toy izany
Ny vahoaka hatrany hatrany
No matimaty foana sy mijaly.
Tsy ho tafita
Ny fiainan-tsika
Jereo fa ravan'indray
'Zay kely vita.
Volamena vatosoa
Misy marobe tokoa
Olom-bitsy ihany moa
No mahazo tombotsoa.
Izy milalao safira
Manarampo am'ity plezira
Ny an'ny vahoaka
Zoridira !
Raha mba milaoka
Vaingan-tsira !
Ny vahoaka malagasy
Efa leo ny mihafihafy
Ka mijoro sy mitraka
Handroaka ireo mpanjakazaka.
Las'ity !
Mbola ho tafita
Gasikarantsika !!!
Groupe HANTA
(Raha tianao ny hahalala bebe kokoa an’i Hanta, dia ato izy:
http://hanta.free.fr/
Mbola tsy fahita
Teto amintsika
Ny mampiasa dynamita
Ho fitaovana politika.
Ny tetezan'ao Ifanadiana Ifatihita
Ambohimandroso Mangoro
Behenjy Mampikony Antanandava
Sy ny sisa
Napoaka tamin'ny dinamita !
Tsy ho tafita
Ny fiainantsika
Jereo fa ravan'indray anie
'Zay kely vita.
N'aiza n'aiza eto an-tany
Misy toe-draharaha toy izany
Ny vahoaka hatrany hatrany
No matimaty foana sy mijaly.
Tsy ho tafita
Ny fiainan-tsika
Jereo fa ravan'indray
'Zay kely vita.
Volamena vatosoa
Misy marobe tokoa
Olom-bitsy ihany moa
No mahazo tombotsoa.
Izy milalao safira
Manarampo am'ity plezira
Ny an'ny vahoaka
Zoridira !
Raha mba milaoka
Vaingan-tsira !
Ny vahoaka malagasy
Efa leo ny mihafihafy
Ka mijoro sy mitraka
Handroaka ireo mpanjakazaka.
Las'ity !
Mbola ho tafita
Gasikarantsika !!!
Groupe HANTA
(Raha tianao ny hahalala bebe kokoa an’i Hanta, dia ato izy:
http://hanta.free.fr/
More from User
04:45
Ry Olomasina tsaroana (Hira fanevan'i Md Jacques Berthieu)
Tsimiziva
04:46
Andriamanitra Fitiavana-EKAR St Jean Baptiste Toamasina
Tsimiziva
03:49
IZA MOA I JESOA - EKAR St Jean Baptiste Toamasina
Tsimiziva
02:55
Raha hiverina-Njila
Tsimiziva
14:58
Takalo mahagaga (Admirable Echange)
Tsimiziva
05:20
Miverena aty Antsihanaka
Tsimiziva
Related Videos
04:28
bande_annonce hira malagasy film gasy ary vazo sy mozika
gasymozika
06:40
JUDICAEL - Madagasikara Misôma (salegy mafana gasy - malagasy)
irma zoldan
03:59
EUSEBIA - Madagasikara (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:03
HERY & HAJA i.vazo - Nataoko ho hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
05:32
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:26
AINA COOK - Hira iray (gasy - malagasy)
irma zoldan