Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Tarika Hasina - Tora-po
60 Views • Oct 30, 2008
Description
Tarika Hasina : Tora-po
Ity olo-mahantra ity miantso Anao
Dia nohenoinao ny fivavako
Na dia hoe singana irery, na dia ambany tsisy mpijery
Tsy nanda Ianao nanaiky handray ny tanako
Misaotra Ray ô !
Ka hira no indro atolotro
Dia kely ‘zay mba vokatry ny fo
Fantatrao ny miafina anatiko ao
Sy zay mba mety ratrako am-panahy
Tsy haiko tantaraina raha ny fitiavanao
Fiv :
Ka hira indray hira no asandratray
Ny teninao nampahery fanahy
Fiderena Anao manaka-danitra
Saotra no atolotray fitiavanao ô ry Ray
Ny fitiavanao.
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
TARIKA HASINA - Foiko (gasy - malagasy)
irma zoldan
REBIKA - TORA-PO (gasy HD - malagasy)
irma zoldan
TARIKA HASINA ft TANTELY NY FEO - Nampanantena (gasy - malagasy)
irma zoldan
TARIKA REBIKA - Tsy Misy Nenina - Hira malagasy
toamasina501
VHF (Vavaka Hira Fiderana) - MEDLEY (hira gasy)
irma zoldan
JOSEPH D'AF - Maripanan'ny Fiderana (gasy - malagasy)
irma zoldan