Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
Tarika ADELINE - Tsy hamela irery
â
♫ndr♫in♫
132 Views • Apr 21, 2008
Description
Tsy hamela irery (Adeline)
Nahoana no milofika ianao
tomany sy ontsa lava izao
angamba olon'tiana no nandao
mamirifiry ny ratra anatinao
tsy zaka ny fahorianao
maizina ny manodidina anao
zay jerena toa maneso avokoa
ny tontolo mirodana koa
FIV
Fantaro fa Andriamanitra
Dia manana là lana,sy drafitra tsara
Nomaniny ho anao
Ka na dia mafy aza ny fitrangan'izany
Azo antoka ny fitondrany
Mitrakà ianao handradrao ny masonao
antsoy Jesosy fa hamaly anao
Antsoy aho hoy Izy amin'ny andro fahoriana
Dia hamonjy anao Aho hamonjy anao
Hatanjao ny sainao dia matokia
Ekeo ny fitondran'ny Tompo anao
Ary ireo fery sy ratram'po
Andriamanitra tsy hamela irery anao
Fiv..
Nahoana no milofika ianao
tomany sy ontsa lava izao
angamba olon'tiana no nandao
mamirifiry ny ratra anatinao
tsy zaka ny fahorianao
maizina ny manodidina anao
zay jerena toa maneso avokoa
ny tontolo mirodana koa
FIV
Fantaro fa Andriamanitra
Dia manana là lana,sy drafitra tsara
Nomaniny ho anao
Ka na dia mafy aza ny fitrangan'izany
Azo antoka ny fitondrany
Mitrakà ianao handradrao ny masonao
antsoy Jesosy fa hamaly anao
Antsoy aho hoy Izy amin'ny andro fahoriana
Dia hamonjy anao Aho hamonjy anao
Hatanjao ny sainao dia matokia
Ekeo ny fitondran'ny Tompo anao
Ary ireo fery sy ratram'po
Andriamanitra tsy hamela irery anao
Fiv..
Keywords & Tags
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:33
TSY MAGNETSA - Efa ho avy (Gasy HD 2017)
irma zoldan
10:37
Nadia Nice ( Fitia tsy avy am-po ) gasy malagasy
tiako anao
04:12
Tarika"Dassman":RN44-hira gasy malaza sy vaovao
lala RANDRIA
04:27
MELKY - Tsy ianao irery (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:21
Tsy hamela irery - Adeline
Masombahiny
05:18
NADIA NICE - Fitia tsy avy am-po (gasy - malagasy)
irma zoldan