Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Salomon - Hary elatra
Description
Hary elatra (Naly Rakotofiringa)
Hary elatra hianao ka handao
Hanaraka 'lay nofinidy tena sarobidy
Tsy iza izany fa 'lay vady tiana
'Lay nofinofy kanjo tanteraka ankehitriny
Hary elatra hianao hisidina ambony
Hisakambina, hifampitantana amin'ilay tiana
Paradisa ny tany hoy ny saina
Marina izany kanefa koa ndeha holazaina :
Maro no mitady hamingana
Mitady handrava ny fanambadiana
Maro ny fakam-panahy misarika
Hanatona an-drafahoriana
Eo indrindra no ilàna
Ny fandaozana an-drafahazazana
Saina matotra sy tony, fo natolotra ny fony
Olon-droa efa iray mandrakizay
N'inona misakan-dalàna
Mitady handrava ka hamaha ny tady
Ampiasao ny fitiavana
Sy ny fifampahatokisan'ny mpivady
TANDREMONAO MISOTASOTA
TEZERA NEFA AZA MANOTA
Raha sendra resy izy ampio
Tsarovy f'io fitiavana io
Dia mandra-maty sy voadinareo mivady
Hary elatra hianao ka handao
Hanaraka 'lay nofinidy tena sarobidy
Tsy iza izany fa 'lay vady tiana
'Lay nofinofy kanjo tanteraka ankehitriny
Hary elatra hianao hisidina ambony
Hisakambina, hifampitantana amin'ilay tiana
Paradisa ny tany hoy ny saina
Marina izany kanefa koa ndeha holazaina :
Maro no mitady hamingana
Mitady handrava ny fanambadiana
Maro ny fakam-panahy misarika
Hanatona an-drafahoriana
Eo indrindra no ilàna
Ny fandaozana an-drafahazazana
Saina matotra sy tony, fo natolotra ny fony
Olon-droa efa iray mandrakizay
N'inona misakan-dalàna
Mitady handrava ka hamaha ny tady
Ampiasao ny fitiavana
Sy ny fifampahatokisan'ny mpivady
TANDREMONAO MISOTASOTA
TEZERA NEFA AZA MANOTA
Raha sendra resy izy ampio
Tsarovy f'io fitiavana io
Dia mandra-maty sy voadinareo mivady
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
02:49
Ny kintana telo - Hary elatra
fosa
04:28
bande_annonce hira malagasy film gasy ary vazo sy mozika
gasymozika
03:13
Ny kintana telo - Hirandrazako
fosa
03:16
Solomon (Kintana telo) - Maraina
♫ndr♫in♫
08:02
Tambatra Kintana telo .Par : Cludegeorges
Clude Georges
04:31
TELO SY TELO - Akory Aby (gasy - malagasy)
irma zoldan