Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Rija & Mahery - nandrasako
125 Views • Nov 15, 2009
Description
Nandrasako ho tonga maraina gina foana teo aho
Nandroso hisakafo aho ny atoandro nangina ilay seza
Niandry handondona ihany aho ny hariva nandinim-baravarana
Tsy tonga ianao (x2), nipitrapitra teo aho
Fetiko androany (x2), dia tsy tsaroanao ve ?
Sa nininao hoadinoina tsotr’izao fa inona no antony ?
Fandrao dia tsy tianao intsony aho, tsy manahy lazao ahy (x2)
Raha toa izany (x2), hivavaka aho ho antsika
Mahazoa zay rehetrarehetra mety ilaina ianao ny anjarako fa vita
Ny sombin’ny tsara azo avy amiko no iriko ho hovimbininao
Ny sombin’ny tsara azo avy amiko no iriko tehirizinao
Antenaiko ho tonga rahariva ilay kintan-kely anjarako
Fa na handao aho izy ampitso inoako fa hipody indray
Tsy mba toa anao tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
Tsy tonga ianao (x2) tsy hipitrapitra intsony aho
Tsy mba toa anao tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita
Tsy tonga ianao (x2) tsy hipitrapitra intsony aho
Keywords & Tags
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanĂ nako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: LĂ´lĂ´ sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
Mpihavana - Andry, Rija Ramanantoanina, Mahery & Luc (Clip officiel)
Masombahiny
RIJA RAMANANTOANINA & MBOLATIANA - Fitiavana mamiratra (gasy - malagasy)
irma zoldan
RIJA RAMANANTOANINA - Tsy vazivazy (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
RIJA RAMANANTOANINA & HAINGO - Nofinofy mamy (gasy - malagasy)
irma zoldan
bande_annonce hira malagasy film gasy ary vazo sy mozika
gasymozika
Rija RAMANANTOANINA - Fiainana kely
♫ndr♫in♫