video not played or not found error
click on direct switch
Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
Ny Mpitory - Raha sitrakao
268 Views • Jan 22, 2012
Description
Raha sitrakao Jeso toneo ty fo tomany
Torovandrovan-tsentosento sesilany
Tsy miafin’Aminao injao fa te hitroatra
Handa ny tendrinao tsaroako mafy loatra
Fa ny kapoaka avy aminao tsy maintsy hosotroina
Raha azonao atao mba satriko ho soloina
Kanefa ngotingoty ihany izany fa ny sitrakao
Ny sitrakao irery anie Jeso no hatao
Ny hany iangaviako Anao Jeso malala
Tolory hery aho mba tsy hisalasala
Fa hiantoraka eo an-tratranao no hitalaho
Sy hahaizako miatrika ady vaovao
Anefa moa avy Aminao sa avy aiza ?
Ity fiainana mangidy ity Sakaiza
Mba tendrinao sa valin’otako tokoa
Fa toa manonjanonja efa tsy ho toha
Hifonako Aminao re Jesosy ny fahotako
Manimba fo tsy mahasoa ka hialako
Na tendrinao na valin’ota izao mianjady amiko izao
Matoky aho fa Ianao Jeso dia tsy mba mandao
Tsy haoko akory ny ho sambatra eto an-tany
Raha toa ka tsiro-pahotana hatrany ihany
Toa manodoka am-piandohana fa mafaitra
Ny fihafarany ka mihatra vao manaitra
Keywords & Tags
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
Kushi Kusha Fiyah, FIYAH, Salegy, Madagascar, Malgache, Majunga, Tana, gasy, hira
Monjangaia
Chanson malgache du terroir à l'Unesco avec Ny Malagasy Orkestra
odettemorales
ny Fahakambotiana_HD kalon'ny fahiny oldies malagasy song Madagascar not the movies
darin.nipoverbud
LOLO SY NY TARINY - Raha Mankany (gasy 2015 HD - malagasy)
irma zoldan
VHF (Vavaka Hira Fiderana) - MEDLEY (hira gasy)
irma zoldan
TENDRY - VAVAKA NO ATAO (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan