Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Ny mpitory - Na tsiky na tomany
Description
Na tsiky na tomany (M. Andriamiadamahatratra)
Na tsiky na tomany samy hiderako Anao
Ry Ray fa avy taminao
Izany ny foko na hiloatra fifaliana na hisento
Hidera Anao ihany
Ny doboky ny foko maneho fifaliana
Ny sentoko misoko milaza fijaliana
Ireny rehetra ireny hiderako Anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Ekeko ampifaliana tsy misy mampanahy
Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy
Na andro mibaliaka na manjombona aoka izany
Dia mbola hiderako Anao
Ihany na dia hatsiaka mamanala tsy miala Aminao
Ny fo Jeso malalako
Na faly aho na ontsa hidera sesilany
Ny masoko na kotsa hahita anao hatrany
Ireny rehetra ireny hiderako Anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Lanjaiko am-pifaliana tsy misy mampanahy
Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy
Na tsiky na tomany samy hiderako Anao
Ry Ray fa avy taminao
Izany ny foko na hiloatra fifaliana na hisento
Hidera Anao ihany
Ny doboky ny foko maneho fifaliana
Ny sentoko misoko milaza fijaliana
Ireny rehetra ireny hiderako Anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Ekeko ampifaliana tsy misy mampanahy
Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy
Na andro mibaliaka na manjombona aoka izany
Dia mbola hiderako Anao
Ihany na dia hatsiaka mamanala tsy miala Aminao
Ny fo Jeso malalako
Na faly aho na ontsa hidera sesilany
Ny masoko na kotsa hahita anao hatrany
Ireny rehetra ireny hiderako Anao
Ka sahiko ny miteny izao fanekena izao
Lanjaiko am-pifaliana tsy misy mampanahy
Ny hazo fijaliana izay nanavotana ahy
Keywords & Tags
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:00
TANTELY NY FEO - Ekeko Jeso (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:26
NORAH - Hidera ny Tompo (gasy - malagasy)
irma zoldan
02:52
Na tsiky na tomany - NY MPITORY [HQ] (+paroles)
ranh
03:28
MANU - Midera ny tompo aho (gasy HD 2014 - malagasy)
irma zoldan
04:43
NJAKATIANA sy FRANCIA - Tsara ny Fitiavana - hira malagasy
toamasina501
15:51
Fear no more_O ry Tompo tia anay_Tadiavo Jeso
harimi_84