Loading formats...
Naly RAKOTOFIRINGA - Mariazy
♫ndr♫in♫
629 views • Jun 12, 2011
Description
Mariazy
Toy ny lamban’akoho ny fitiavam-bady
Ka aina no fetra rehefa mivoady
Na ho soa, na ho ratsy
Ny ananan’azy dia masina
Fa tsy vazivazy
Masina loatra ny mariazy
Fiv :
Manotrona maro ny mpianakavy
Ny havan’ny lahy sy an’ny vavy
Hiarak’ireo manombok’ anio
Lanjao tsara, ka ampitovio
Koa mahaiza ianareo mba mifankatia
Tsy anio na ampitso ihany fa ho doria
Mandra-maty ny fitivana nekena
Satria ny mariazy dia vita fahendrena
Maroa dimby sy fara
Izany no tso-drano ambara
Izy ho anao ary ianao ho azy
Vita ny mariazy.
Naly RAKOTOFIRINGA
Toy ny lamban’akoho ny fitiavam-bady
Ka aina no fetra rehefa mivoady
Na ho soa, na ho ratsy
Ny ananan’azy dia masina
Fa tsy vazivazy
Masina loatra ny mariazy
Fiv :
Manotrona maro ny mpianakavy
Ny havan’ny lahy sy an’ny vavy
Hiarak’ireo manombok’ anio
Lanjao tsara, ka ampitovio
Koa mahaiza ianareo mba mifankatia
Tsy anio na ampitso ihany fa ho doria
Mandra-maty ny fitivana nekena
Satria ny mariazy dia vita fahendrena
Maroa dimby sy fara
Izany no tso-drano ambara
Izy ho anao ary ianao ho azy
Vita ny mariazy.
Naly RAKOTOFIRINGA
Discover more
More from this user
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related videos
03:38
THIERA KOUGAR - Tso-drano (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:53
PATRICK VELO - Omeo tso-drano (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:24
DADI LOVE - Tso-drano (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:39
DAYVIDE - TSO DRANO (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:50
LAM'TAH ft JOYCE - Tso-drano (gasy 2014 - malagasy)
irma zoldan
04:35
INDIRAH ( omeo tso-drano ) gasy
tiako anao