video not played or not found error
click on direct switch
Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
Mpivahiny-lolo sy ny tariny
Description
Ilay bandy niady taminao
Nilaza fa hoe hilalao
Ka tsy mila hafatotrao intsony
Sarotra ny mitazona azy
Izy manakatra havo be
Ianao indray no toa resy sy lavo(bis)
Nisy mpivahiny iray
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
Toa fenofeno ny fonao
F'izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana(bis)
Ny masony kanefa toa
Mangalatra fijery sy
Mibanjina ny varavarankely
Saroman'ny fitiavanao
Ny zavatra tadiaviny
Sakananao ny rivotra iriny(bis)
Omaly tao ampaosiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f'izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F'efa hatrany ampiandohana
No fantatrao fa mpivahiny any izy(bis)
Irery ianao izao maraina
Izy nahazo izay nilaina
Irery ianao mamboatra ny fandrina
Tsisy tavela intsony ange
Ny resaka sy vazivazy
Ny zavatra ny tantara momba azy(bis)
Nisy vahiny tonga indray
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
Fa fenofeno ny fonao
F'izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana(bis)
Omaly tao ampôsiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f'izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F'efa hatrany ampiandohana
No fantatrao fa mpivahiny any izy(bis)
Keywords & Tags
More from User
RijaOelijaonina-Namako Ianao
malagasy
Rija Oelijaona - Zaza maromaso (Andriamoelijaona N R)
malagasy
Josué Michel - Soava Dia (Rakoto Josué Michel)
malagasy
Rossy Mahatsiaro
malagasy
ludmax
malagasy
IlemenaIfanihy
malagasy
Related Videos
LOLO SY NY TARINY - Raha Mankany (gasy 2015 HD - malagasy)
irma zoldan
Mahaleo & Lolo sy ny Tariny - live
taduckly_
Mahaleo & Lolo sy ny Tariny - Bon voyage live
taduckly_
SOAVADIA by MAHALEO / LOLO SY NY TARINY
MAINTYMAN
Karaoke gasy - Lolo sy ny tariny - Ilay akanjo fotsy
Solomalalarivelo
IARY sy MILON - Raha mba manan'elatra (Mahaleo) (gasy HD 2014 - malagasy)
irma zoldan