Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
MARION MBOLA HO AVY
Description
Nohezahana nasina tononkira hanampy anao @ fakanfizanao ity hira tena tsara ity!Boutax...
Raha misy alahelo anatinao
Avy fa aza manahy ahy
F'reo sorisory sy ahiahy
Lazao anie f'izaho mbola eto ihany
Mbola hameno ny hafanana,
Hamelona hazavana
Hanafo sy hanoroka
Avia, avia an-tratrako
Raha misy ny manjo
F'izaho dia tsy ho sahy hanary anao
Na ho sarotra
Fa efa voasoratra ato am-po
Ireo teny manambara fitia
Ny hoe hisaraka tsy tonga tato anaty
Ny voadiko dia ny faty ihany no hanasaraka
Ka dia matokia..
Avia, avia...
Mbola ho avy ny andro,
Ho avy ny fotoana
Dia hifarana hatreo ny tomany
Ka mahandrasa aloha fa ho hitantsika
Tsy ho ela intsony
ouh, ouh, ouh
Avia, avia an-tratrako (ouh, Avia aza mananahy...)
Raha misy ny manjo (eh, yeah, ouh ...)
F'izaho dia tsy ho sahy (Ny andro sisa iainako...)
hanary anao(eh, eh, oh...)
Na ho sarotra (Aza manahy ianao...)
Avia...
Raha misy alahelo anatinao
Avy fa aza manahy ahy
F'reo sorisory sy ahiahy
Lazao anie f'izaho mbola eto ihany
Mbola hameno ny hafanana,
Hamelona hazavana
Hanafo sy hanoroka
Avia, avia an-tratrako
Raha misy ny manjo
F'izaho dia tsy ho sahy hanary anao
Na ho sarotra
Fa efa voasoratra ato am-po
Ireo teny manambara fitia
Ny hoe hisaraka tsy tonga tato anaty
Ny voadiko dia ny faty ihany no hanasaraka
Ka dia matokia..
Avia, avia...
Mbola ho avy ny andro,
Ho avy ny fotoana
Dia hifarana hatreo ny tomany
Ka mahandrasa aloha fa ho hitantsika
Tsy ho ela intsony
ouh, ouh, ouh
Avia, avia an-tratrako (ouh, Avia aza mananahy...)
Raha misy ny manjo (eh, yeah, ouh ...)
F'izaho dia tsy ho sahy (Ny andro sisa iainako...)
hanary anao(eh, eh, oh...)
Na ho sarotra (Aza manahy ianao...)
Avia...
More from User
02:41
NY SAKELIDALANA FITIA MANALASALA
boutax76
04:06
KAIAMBA A TSAIKY IO COCO TAVARATRA
boutax76
03:24
KAIAMBA MILA RANO PROSH'ELY
boutax76
03:54
AZA ATAO RISORISO - LENDREMA
boutax76
04:17
FAFAO RANOMASO KAIAMBA SEALD GROUP
boutax76
04:56
TSELATRA/LIJA KAMBOTY
boutax76
Related Videos
04:28
MARION - Izaho no mbola tia (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:38
MARION - Ilay tokako (rnb gasy - malagasy)
irma zoldan
04:44
BAWAR - Mbola ho avy (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:01
AMMARA - Mbola ho avy ny anjaranao (gasy 2015 HD - malagasy)
irma zoldan
04:42
BELLASSIMA - Sure mbola ho avy (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:24
FRANCIA - Mbola ho avy (gasy - malagasy)
irma zoldan