video not played or not found error
click on direct switch
Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
MARION FOTOANA MAMY
Description
Manontany aho fa n'fonao angamba efa leo
Mangina tsy nahitana feo f'izao ity no toa miteny irery
Mampanahy ahy ihany izay zavatra miseho
Mivadika tsy toy ny hatrizay ilay fihetsika mba nasehonao ahy
Manontany tena aho hoe nahoana?
F'isan'andro ianao mba nitsiky teny foana
Ka lazao re aho raha mba sitrakao androany
Fa raha ny ao anatiko ao
Mangetaheta aho miandry hatrany
Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy
Ireo adalana efa nariako hanampy anay
Fa fotoana mamy nifampizarana hatrizay
Angamba tsy hodianao tsy ho hay
Ny marina nafoiko omeko anao
Izao rehetra izao raha azoko mba natao
Ianao irery no mbola tiako dia efa ampy ahy
Tsy izao re no handidy raha lasa enao re dia andao fa tsy manahy
Tsisy teny na hoe entiko andresen-dahatra anao
Tsofiko rano raha nahita vaovao ( ianao no tiako anefa akory atao)
Ekeko fa tia aho anefa atao ahoana
Fitiavana tsy atao an-tery
Omeko hafa rehefa tsy ho ahy irery
Rediredy ny ahy, anefa aza atao mampanahy
Fa tena lasa miahiahy, tsy omenao tsiny raha toa mitalaho
Ankehitriny aho lasa tena tia anao
Ankehitriny aho mangaina sy mitalaho
Ianao irery....
Fa mbola ahy ihany, ahy irery dia tonga aho hitomany
Ianao irery ihany angamba no afaka hiteny
Ilay amponao tsy milaoka, nofihininao irery
Ka raha azonao hatao dia aza avela
Fa ny aty efa niandry efa hatry ny ela
Mba niezaka namantatra aho toa very
Ny asehon'ny masonao tsy milaza ny dikan'ny ao amponao velively
Ianao irery....
More from User
NY SAKELIDALANA FITIA MANALASALA
boutax76
KAIAMBA A TSAIKY IO COCO TAVARATRA
boutax76
KAIAMBA MILA RANO PROSH'ELY
boutax76
AZA ATAO RISORISO - LENDREMA
boutax76
FAFAO RANOMASO KAIAMBA SEALD GROUP
boutax76
TSELATRA/LIJA KAMBOTY
boutax76
Related Videos
MARION - Mamy loatra (gasy - malagasy)
irma zoldan
MARION - Ilay tokako (rnb gasy - malagasy)
irma zoldan
MARION & TEDDY PREZEAU - Dance tonite (rnb gasy malagasy)
irma zoldan
MARION - Sexy love (gasy - malagasy)
irma zoldan
MARION ft ODYAI - ALLO !! (gasy 2014 - malagasy)
irma zoldan
MARION - Raiso fa efa anao (gasy - malagasy)
irma zoldan