MARION ANILANAO
Description
Rnb tena tsara!Ezaka manokana ny nametrahana tononkira mba hankafizanareo azy kokoa!!!Miala tsiny raha somary misy diso kely e!
Nataoko ihany angamba ny azo atao
Hoentiko nanadinoana anao
'Reo fahatsiarovana nisy taloha navaloko
Nitady olon-kafa 'zaho nasolo anao
Nefa tsy haiko ihany
Mbola tianao foana aho, mbola miandry anao
Ka tsy haiko ny atao.
Anilanao ihany angamba ny hahatsara ahy
Ny anilanao no mba nahitako hafanana
Ka dia ho eo foana aho, tia anao hihanta eo anilanao
Na ny andro nanjombona namirifiry
Na namiratra foana izy na nampangatsiaka
Fa teo foana ianao, tonga mitalaho
Hoe aza mandao
Hatramin'izay tsy nahateo anao toa alahelo foana
Nanjary hakiviana feno fahoriana izany fiainako
Mila anao foana aho, miandry anao, aza ariana
Ka mba mitalaho, raha azo atao
Mba ho eo...

Mbola miandry anao foana aho
Miandry anao ny toeranao
Koa mba lazao izay sitrakao na holavinao
Efa nifanantena izaho sy ianao
Fa tokony hoe tsy hisy hifandao
Aza avelanao irery foana aho
Aza dia avelanao hisento aho
Fa te mba ho namanao
Anilanao ihany...

Discover More
More from User
02:41
NY SAKELIDALANA FITIA MANALASALA
boutax76
04:06
KAIAMBA A TSAIKY IO COCO TAVARATRA
boutax76
03:24
KAIAMBA MILA RANO PROSH'ELY
boutax76
03:54
AZA ATAO RISORISO - LENDREMA
boutax76
04:17
FAFAO RANOMASO KAIAMBA SEALD GROUP
boutax76
04:56
TSELATRA/LIJA KAMBOTY
boutax76
Related Videos
03:38
MARION - Ilay tokako (rnb gasy - malagasy)
irma zoldan
04:36
MARION & TEDDY PREZEAU - Dance tonite (rnb gasy malagasy)
irma zoldan
04:11
MARION - Sexy love (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:30
MARION ft ODYAI - ALLO !! (gasy 2014 - malagasy)
irma zoldan
04:07
MARION - Raiso fa efa anao (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:58
DJ GOUTY, ALSON, MEIZAH, MARION, THT, ODYAI, LAIN'J, MARTIORA FREEDOM - Urban Fiesta (gasy - malagasy)
irma zoldan