Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Manja foana io - Ny AINGA
26 Views • Aug 13, 2007
Description
Tena potika sy tara taminao
Kisendrasendra ianareo nifanena
Dia mpisipa foana hatramin’izao
Fa tandremo ialahy ho krizy ialahy indray andro
Hitady sipa laibany indray avy eo
Izao no kôziko amin’ialahy tsy vazivazy
Carrosserie mamitaka ireo
Aoka ialahy tsy hanadino ity hirako ity
Fihino ny malala raha mbola mba mitia
Tsy misy hafa mahasolo an’io
Fa misy manjamanja amin’ny sipanao io
Manja letsy io sipakely io
Manja letsy io zazavavy io
Sipa tsy mba mampirafy sady tsotra tsy migafy
Manja letsy io sipakely io
Manja letsy io zazavavy io
Tsara letsy io sipakely io
Mitsikitsiky manjakely Costita koa mamely
Tsara letsy io sipakely io
Ny malalako izay dia na tsy foiko
Misy zavatra tsy afoizako azy
Tena zavatra manokana matsiro
Tsy voasolo raha samy vehivavy
Ho haiko tsy handrava ny fiarahanay
Fa tiako tena tiako izay malalako izay
Tsy misy hafa mahasolo an’io
Raha mbola sipa hafa tsisy asoloko an’io
Manja letsy io sipakely io
Manja letsy io zazavavy io
Sipa tsy mba mampirafy
Sady tsotra tsy migafy
Tsara leisy io sipakely io
Very ialahy raha miala amin’io
Manja ialahy fa nahapezy an’io
Tsy nasiana taratasy
Fa tonga dia face à face
Tsara leisy io sipakely io
Na dia misy gidragidra aza adino
Ny sipa rehefa mankafy tsy sahy mi-pa
Fa misy zavatra manokana koa e
Tsy ahafoizan’io sipa io an’ialahy
Ataovy tamana ataovy mankafy
Fa ny sipa rehefa mankafy dia tena mitia
Tena tsy lainga marina io leiry
Fa perta eo ialahy raha lasa io sanatria
Manja letsy io sipakely io
Manja letsy io zazavavy io
Sipa tsy mba mampirafy
Sady tsotra tsy migafy
Tsara leisy io sipakely io
Manja letsy io zazavavy io
Tsara letsy io sipakely io
Mitsikitsiky manjakely
Costita koa mamely
Tsara letsy io sipakely io
Very ialahy raha miala amin’io
Manja ialahy fa nahapezy an’io
Tsy nasiana taratasy
Fa tonga dia face à face
Tsara leisy io sipakely io
<a class="link" rel="nofollow" href="http://www.dailymotion.com/video/x2qznl_sipako-taloha-ny-ainga_music">http://www.dailymotion.com/video/x2qznl_sipako-taloha-ny-ainga_music</a>
More from User
31/12/10 - Discours à la Nation du Président Andry RAJOELINA
AmiUniKool
MADAGASCAR : Les grands carnages de 1972 à 2009
AmiUniKool
Andry Rajoelina, SADC, UE, ONU, Communauté internationale
AmiUniKool
TRANO MORA : Anosiala Ambohidratrimo - Andry Rajoelina
AmiUniKool
REFERENDUM à MADAGASCAR - Paul Wille venu, vu, convaincu
AmiUniKool
23/11/2010 Interview du PM le Général Camille Vital sur Rfi
AmiUniKool
Related Videos
Ny Ainga - Manja foana io
RASOLO
NY AINGA - Manja foana io
Razanampano
BIG MJ & TAMBOUR GASY - THB eo foana e ! (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
NY AINGA - GASY MAHEFA (gasy - malagasy)
irma zoldan
DAGO DIAMONDS - Dago Diamondra (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
JEAN AIME - Hafa foana akaikinao (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan