Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Malagasy - Vorona ô
124 Views • Nov 10, 2006
Description
Vorona o! harivariva an-tanin'olona aho
Ampitandrano(x2) re! no misy anay
Jereo fa vitsika momba kitay
K'ity manafatra anao
Vorona o! mba hivilio ilay akaniko any
Vorona o! hatopatopan-dranomasina izy izay
Jereo fa nosy misaritsarin-tongotra hankavia
Tsy takatr'antso ka e! mba vimbino
Ity teny fohy hoe tsy adino
Tsy ditrany hono hoe no nandaozany ny akany maminy iny
Tsy antery anefa fa nafaitra loatra ilay fitenin'ny havany iny
Tsy tantiny tokoa ka notinafiny famoizana ny ela
Tsy vato anie ny fo f'injao mitepo ihany vonona hifamela
Luc & Mahery ( BARIJAONA )
More from User
31/12/10 - Discours à la Nation du Président Andry RAJOELINA
AmiUniKool
MADAGASCAR : Les grands carnages de 1972 à 2009
AmiUniKool
Andry Rajoelina, SADC, UE, ONU, Communauté internationale
AmiUniKool
TRANO MORA : Anosiala Ambohidratrimo - Andry Rajoelina
AmiUniKool
REFERENDUM à MADAGASCAR - Paul Wille venu, vu, convaincu
AmiUniKool
23/11/2010 Interview du PM le Général Camille Vital sur Rfi
AmiUniKool
Related Videos
LILIE, LUK, NINI sy MAHERY - Miangaly (gasy-malagasy)
irma zoldan
ZANARAY - Lahinay Mahery (gasy - malagasy)
irma zoldan
JOSEPH D'AF - Lehilahy mahery (gasy - malagasy)
irma zoldan
duo LUK ET MAHERY
akamatarika
LUC-MAHERY-STEPHANIE/ TANDRINESANAO ZAHO
rawestern
Beyblade metal fusion duo - Mahery et Lucas
maluany