Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Laurent Rakotomamonjy - Ifonako
Description
IFONAKO
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok' efa vitako
Afa tsy ianao, k'ifonako
Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
Matetika no mampamoy fo
Kanefa feno fandrika avokoa
Ny làlana alehan'ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hataramin'izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao
Hanampy ho ahy.
ooooooooo
Laurent Rakotomamonjy
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok' efa vitako
Afa tsy ianao, k'ifonako
Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
Matetika no mampamoy fo
Kanefa feno fandrika avokoa
Ny làlana alehan'ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hataramin'izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, fa mbola manana anao
Hanampy ho ahy.
ooooooooo
Laurent Rakotomamonjy
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
03:28
Hira fiderana - Mialy Rakotomamonjy (FF-45)
♫ndr♫in♫
04:42
GLR- Laurent RAKOTOMAMONJY - Nisy nahita
Razanany
04:07
Mission - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)
Masombahiny
04:42
Nisy Nahita - GLR (Groupe Laurent Rakotomamonjy)
Masombahiny
04:35
Vavaka hira fiderana - VHF
AmiUniKool
02:56
Messagers d'Amour : Asandrato anio ny hira fiderana
agape