Skip to content
There are 2 player types — 1. Direct 2. Iframe. You can switch it from right side button There are 2 player types — 1. Direct 2. Iframe. You can switch it from right side button There are 2 player types — 1. Direct 2. Iframe. You can switch it from right side button There are 2 player types — 1. Direct 2. Iframe. You can switch it from right side button

Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal

KALF (retro) - sompatra (old)

♫ndr♫in♫

22 Views • Dec 23, 2009

Description

Sompatra (Barijaona)

Sompatra itony mpialona
Tsy mataho-tody itony mpisompatra
Raha ny fitiavana tsy nangalarina ô
Nefa somparany tsy hiorim-paka

Tia anie aho tsy avelan'i dada
Manina anie aho sakanan'i neny
Aza manody aza manangatra
F’zay mbola tia kanefa nosakanany ô

Anaran-tany i soavinandriana
Fitsangatsanganana mahasondriana
Maika raha miaraka roa na telo
Ny masoandro maty no mampalahelo

Tsy hitako anie 'zay anaovako anao Lala ô
Ataoko ao aloha tsy mahatari-dàlana
Ataoko ao aoriana toa olo-manaraka
Tsy hitako anie 'zay anaovako anao Lala ô

Sompatra itony mpialona
Tsy mataho-tody itony mpisompatra
Raha ny fitiavana tsy nangalarina ô
Nefa somparany tsy hiorim-paka.