Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
JOHARY TE HO SOA
Description
Un grand Merci à Maneva pour la parole!!!
Te ho soa
Fitia tsy vorindra
Tsy nety hafana ny fo
Nikasa hifindra, hanova famindra
Fa mba te ho soa
Efa leo ny mihafy
Fa tratry ny herika mafy
Ka mila hazavana
Mitady ny mety kokoa
Lasa tsy tana,
Fa mba te ho soa
Handositra ditra
Fa be ny ratra sy ditra
Chorus:
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Hanoro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny havako
Raha sendra ka very
Koa aza sondrina
Ho lavitra ny aleha
Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana
Fa ny tsiny efa be
Mahitsia ,Mahereza
Enga nie mba hateza!
Izaho tsy havanana
Raha toa ka resaka
Ahasahirankirana
Raha toa kosa ka fitiavana
Dia ananako betsaka
Azo hivalamparana
Chorus (x2)
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Honaro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny avako
Ianao tsy ho irery
Te ho soa
Fitia tsy vorindra
Tsy nety hafana ny fo
Nikasa hifindra, hanova famindra
Fa mba te ho soa
Efa leo ny mihafy
Fa tratry ny herika mafy
Ka mila hazavana
Mitady ny mety kokoa
Lasa tsy tana,
Fa mba te ho soa
Handositra ditra
Fa be ny ratra sy ditra
Chorus:
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Hanoro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny havako
Raha sendra ka very
Koa aza sondrina
Ho lavitra ny aleha
Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana
Fa ny tsiny efa be
Mahitsia ,Mahereza
Enga nie mba hateza!
Izaho tsy havanana
Raha toa ka resaka
Ahasahirankirana
Raha toa kosa ka fitiavana
Dia ananako betsaka
Azo hivalamparana
Chorus (x2)
Ka indro ny tanako
Hanome ny anjarako
Honaro, ankahery
Ny havia sy ny havanako
Hamihina ny avako
Ianao tsy ho irery
More from User
02:41
NY SAKELIDALANA FITIA MANALASALA
boutax76
04:06
KAIAMBA A TSAIKY IO COCO TAVARATRA
boutax76
03:24
KAIAMBA MILA RANO PROSH'ELY
boutax76
03:54
AZA ATAO RISORISO - LENDREMA
boutax76
04:17
FAFAO RANOMASO KAIAMBA SEALD GROUP
boutax76
04:56
TSELATRA/LIJA KAMBOTY
boutax76
Related Videos
04:21
LEHILAHY MAHERY - Tsara ny tompo (Gasy HD 2017)
irma zoldan
05:32
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
03:47
Tarika Johary (Mahery & Co)
taduckly_
04:51
TSIKY JOLIE - Tsara tsara tsy lany (gasy HD 2015)
irma zoldan
04:19
Johary - ho soa
htantely
07:40
johary te ho soa
rtaa