Jocelyn Ranjarison - Fenoy Tompo
â
♫ndr♫in♫
87 Views • Oct 27, 2008
Description
Jaona 4:10 – http://www.baiboly.org/
J. Ranjarison : Fenoy Tompo
Mitady zava-tsoa tsy nahavoky aho
Toy lay vehivavy naka rano
Kanefy nomen’i Jeso toky aho
Ahazo ny madio manganohano
Fiv :
FENOY TOMPO HITAFOTAFO
ITY SINY IZAY NOMENAO AHY
FA MIREDAREDA TOY NY AFO
IZAY HETAHETA NY FANAHY
Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy
‘Reo zava-tsoa omen’ny tany
Kanefa re mba tiko loatra
Hisantatry ny fiainana any ankoatra
Fiv: ..
Ry namako izay mbola mitady
Fiadanana tsy ho doria
Ho reraka ianao hiady
Raha tsy mandray an’i Jeso Kristy
Fiv: …
J. Ranjarison : Fenoy Tompo
Mitady zava-tsoa tsy nahavoky aho
Toy lay vehivavy naka rano
Kanefy nomen’i Jeso toky aho
Ahazo ny madio manganohano
Fiv :
FENOY TOMPO HITAFOTAFO
ITY SINY IZAY NOMENAO AHY
FA MIREDAREDA TOY NY AFO
IZAY HETAHETA NY FANAHY
Tsy vitsy ireo izay mbola mankamamy
‘Reo zava-tsoa omen’ny tany
Kanefa re mba tiko loatra
Hisantatry ny fiainana any ankoatra
Fiv: ..
Ry namako izay mbola mitady
Fiadanana tsy ho doria
Ho reraka ianao hiady
Raha tsy mandray an’i Jeso Kristy
Fiv: …
Discover More
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
03:46
Tompo ô Ianao no heriko - Jocelyn Ranjarison
Masombahiny
04:35
Tompo o Ianao - Jocelyn Ranjarison
Masombahiny
03:47
Jocelyn RANJARISON Tompo ô! Ianao no heriko
delit_cious
03:46
Jocelyn Ranjarison - Ny herinao Tompo ô no heriko
Razanany
04:39
Tompo ô! Tiako foana - JOCELYN RANJARISON [HQ] (+paroles)
ranh
03:46
J. Ranjarison - Tompo ô ! Ianao no heriko
♫ndr♫in♫