Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Jamba Aminao LÔLA
155 Views • Oct 01, 2006
Description
Ny tean moa tena tia ka de adala
Manaiky izay milazainao tsy miambahamba
Zarako aza ianao mba maname fotoana
Faly ery ty foko fa andeha ihaona
Kinanjo zavatra toa nilatsaham baratra aho
Nareo mifamihina be tazako teo ôô
Refrain:
Nataonao kilalao
Ilay fitiavako efa jamba taminao
Nanino aho natao toy izao
Teo voa tsapa fa
Fialan tsy mahita no nanaova nao ahy
Fena fay, fay, fay, fay
Zaho tsy hiantso tody ilay olo tiana
Tsy hay mansy zay fiova ny am...Pitso
Fa mbola manantena aho...foano…
Anohasako izay fivadiky ô
Tsy hay kosehina ato
Fa ny tia ray ianao
Latsapaka Loaha tsy azoatao ôô!
Ref: (3fois)
Nataonao (3fois)
Kilalao he he ô
Te vao tsapa fa (2fois)
fialan tsimahita no nanaovamao ahy
Tena fay, fay, fay, fay
Merci à Vola.
More from User
GENERATION MARS Sigara
randriantsara
RABAZA Vily bemaso
randriantsara
ROSSY Vakoka
randriantsara
DIN ROTSAKA Zanako
randriantsara
DIDINE Agnontsafao
randriantsara
FARAULT DALLAS Mbola Hoavy
randriantsara
Related Videos
Lôla (magnonofy) malagasy gasy malgache
tiako anao
BLACK RJ - Jamba aminao (gasy HD 2016)
irma zoldan
LOLA - Jamba aminao
Razanampano
star academy Malgache - gasy - tovo j'hay - efa jamba 2005
Ibrahim Hamelin
LOLA (Jamba aminao)
anlep
Lola jamba aminao
ralipou-mdg