Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Ianao irery(45 Tours)
Description
Chanteur:Simon Randria
Titre:Ianao irery
Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao
Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
Ka ny hiran'ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
Titre:Ianao irery
Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao
Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
Ka ny hiran'ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
More from User
06:18
RijaOelijaonina-Namako Ianao
malagasy
03:58
Rija Oelijaona - Zaza maromaso (Andriamoelijaona N R)
malagasy
03:43
Josué Michel - Soava Dia (Rakoto Josué Michel)
malagasy
03:30
Rossy Mahatsiaro
malagasy
00:56
ludmax
malagasy
03:51
IlemenaIfanihy
malagasy
Related Videos
03:52
Kaiamba ianao irery
rawestern
04:06
Ianao irery - Simon Randria
irma zoldan
03:43
LIFAH - Ianao irery (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
03:08
FAHENDRENA - Ianao irery (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:33
TENDRY - Ianao irery (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:27
MELKY - Tsy ianao irery (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan