Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Hir'Aina - Nanie
51 Views • Mar 07, 2007
Description
Rotsirotsy tambitamby
Fifaliana manan'amby
No hiraina hatrany hatrany
Hiraina hatrany hatrany
Hiraina hatrany am-parany any
Fa manomboka eto izao
Izay tontolo misy anao
No hiraina hatrany hatrany
Hiraina hatrany hatrany
Hiraina hatrany am-parany any
Hir'aina
Isan'andro izao
Hiraina ny anaranao
Ahatsiarovako fa mamy
Ny mitia anao hatrany
Safasafon'olon-tiana
Teny kely faniriana
No miposaka maraina
Miposaka maraina
Ka kaloina sy hiraina
Raha madiva ny hariva
Dia indro fa manivatsiva
Ka mamelona ny aina
Mamelona ny aina
Ka kaloina sy hiraina.
Keywords & Tags
More from User
31/12/10 - Discours à la Nation du Président Andry RAJOELINA
AmiUniKool
MADAGASCAR : Les grands carnages de 1972 à 2009
AmiUniKool
Andry Rajoelina, SADC, UE, ONU, Communauté internationale
AmiUniKool
TRANO MORA : Anosiala Ambohidratrimo - Andry Rajoelina
AmiUniKool
REFERENDUM à MADAGASCAR - Paul Wille venu, vu, convaincu
AmiUniKool
23/11/2010 Interview du PM le Général Camille Vital sur Rfi
AmiUniKool
Related Videos
LALIE & NANIE - Feo Roa (gasy malagasy)
irma zoldan
JMC 110 CREW & ALVIN ZACHARIE - Dago iray lalana (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
DAGO SOUND - Tiako ianao (gasy - malagasy)
irma zoldan
DAGO DIAMONDS - Dago Diamondra (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
EUSEBIA - Madagasikara (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
JUDICAEL - Madagasikara Misôma (salegy mafana gasy - malagasy)
irma zoldan