ReePrime
He ! Manolontena - Daniel RANOASON (FF-2)

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

He ! Manolontena - Daniel RANOASON (FF-2)

♫ndr♫in♫

8 Views • Dec 04, 2008

Description

Ohabolana 23:26 - Anaka, atolory ahy ny fonao, Ary aoka ny masonao ho faly mijery ny làlako/ Romana 6:13 Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian'ny tsi-fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra./ Romana 6:19 …fa tahaka ny nanoloranareo ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahalotoana sy ny tsi-fanarahan-dalàna, dia mba atolory ankehitriny toy izany koa ny momba ny tenanareo ho mpanompon'ny fahamarinana hahatanteraka ny fahamasinana.