Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
FIRMIN - Manaiky aho
Description
Manaiky aho (FIRMIN)
Tompo ô tsy haiko ny hangina
Fa tena resinao lahatra aho
Ho aiza aho, mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho izay no lalana
Hamefenao ahy
K’isaorako anao indrindra, Tompo ô
Fiv :
Nahoana aho moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako dia avy Aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F’Ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy, ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tompo ô toa ny andro mahaory
Mavesatra indrindra no lalovako
Mafy ny fisarahana amin’ny maha-olombelona
Nefa nanehoanao fahagagana
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho izay no làlana
ka ny androko omaly ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy aminao
Fiv..
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho zay no làlana
Hamefenao ahy isaorako Ianao indrindra
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fiv…
Tompo ô tsy haiko ny hangina
Fa tena resinao lahatra aho
Ho aiza aho, mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho izay no lalana
Hamefenao ahy
K’isaorako anao indrindra, Tompo ô
Fiv :
Nahoana aho moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako dia avy Aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F’Ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy, ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tompo ô toa ny andro mahaory
Mavesatra indrindra no lalovako
Mafy ny fisarahana amin’ny maha-olombelona
Nefa nanehoanao fahagagana
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho izay no làlana
ka ny androko omaly ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy aminao
Fiv..
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho zay no làlana
Hamefenao ahy isaorako Ianao indrindra
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fiv…
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:42
RST - Malagasy aho - nouveauté clip gasy 2023
videos-fun
03:29
NJAKATIANA & ZANDRY GASY - Tantano aho (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:15
FIRMIN - Manaiky aho
Aina Ralai
04:17
Firmin - Manaiky Aho
XrAy
03:38
Firmin ( Efa Tara ) gasy malagasy
tiako anao
04:39
FIRMIN & NARINDRA - Tsaroana foana (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan