Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Fefi - Manatona
Description
Jaona 6-35 : Hoy Jesosy taminy : Izaho no mofon'aina; izay MANATONA Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.
Manatona : FEFI
Manatona an’Andriamanitra fitiavana ianao
Izy no azo antoka handray ny antsonao izao
Saingy ny helokao rehetra hifony avokoa
Fa na ho ela na ho haingana tsy maintsy ho hitanao
Mba hahafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho hadinonao mandrakizay
Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO
DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY
DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO
MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO
MBA HAHAFANTARANAO NY FAHASOAVANY
ZAY TSY HO HADINOINAO MANDRAKIZAY
MBA HAFANTARANAO FA TSY HANENENANAO
RAHA KATSAHINAO @ FONAO
DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO
DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY
DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO
MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO
Koa raha semban-draho-maizina ny fiainanao ety
De henoy fa ao ambadika ao Jeso miandry anao
Tsy hamela anao irery Izy tsy hahafoy anao
Lay Jesosy fanaperana amin’ny ratra ao am-po
Mba hafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho hadinonao mandrakizay
Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
Manatona : FEFI
Manatona an’Andriamanitra fitiavana ianao
Izy no azo antoka handray ny antsonao izao
Saingy ny helokao rehetra hifony avokoa
Fa na ho ela na ho haingana tsy maintsy ho hitanao
Mba hahafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho hadinonao mandrakizay
Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO
DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY
DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO
MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO
MBA HAHAFANTARANAO NY FAHASOAVANY
ZAY TSY HO HADINOINAO MANDRAKIZAY
MBA HAFANTARANAO FA TSY HANENENANAO
RAHA KATSAHINAO @ FONAO
DIA HO HITANAO, NY HASAMBARANAO
DIA HO HITANAO, NY VONINAHINY
DIA HO HITANAO, MBA HAFANTARANAO
MBA HAFANTARANAO FA TIANY IANAO
Koa raha semban-draho-maizina ny fiainanao ety
De henoy fa ao ambadika ao Jeso miandry anao
Tsy hamela anao irery Izy tsy hahafoy anao
Lay Jesosy fanaperana amin’ny ratra ao am-po
Mba hafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho hadinonao mandrakizay
Mba hafantaranao fa tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:43
NJAKATIANA sy FRANCIA - Tsara ny Fitiavana - hira malagasy
toamasina501
04:27
JOSEPH D'AF - Maripanan'ny Fiderana (gasy - malagasy)
irma zoldan
06:34
Fitiavana Marina Hira Fiderana
ikanirina
05:18
Vavaka Hira Fiderana V.H.F. Groupe Bodo Valim-bavaka
delit_cious
04:35
VHF - Vavaka hira fiderana
♫ndr♫in♫
03:28
Hira fiderana - Mialy Rakotomamonjy (FF-45)
♫ndr♫in♫