Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Erick Manana - Mila rano
Description
MILA RANO
Betsiboka tsy nandalo anie
Variana niankandrefana
Tsara tondraka finaritra
Izay faritra lalovany ah (2x)
Mandoro fela-tongotra mahamay e !
Ity tany nodiaviko hatramin'ity marain' andro
Tsy felana, tsy ravina hialofana e !
Fidonaky ny masoandronay aty ka tsy misangy anie
O MILA RANO
Fa tsisy fatsakana e!
Mihaotra havoana maro an-tongotra
Izay no iray damozana e!
O MILA RANO
Ireo zanaka amam-para ô
Ataon'ny aretina angaredona
Mikaika tsisy farany e!
O MILA RANO ô
Tontolonay aty ô
Manofy tany lonaka ala maintso mavana
Pitik'orana e!
ERICK MANANA
Betsiboka tsy nandalo anie
Variana niankandrefana
Tsara tondraka finaritra
Izay faritra lalovany ah (2x)
Mandoro fela-tongotra mahamay e !
Ity tany nodiaviko hatramin'ity marain' andro
Tsy felana, tsy ravina hialofana e !
Fidonaky ny masoandronay aty ka tsy misangy anie
O MILA RANO
Fa tsisy fatsakana e!
Mihaotra havoana maro an-tongotra
Izay no iray damozana e!
O MILA RANO
Ireo zanaka amam-para ô
Ataon'ny aretina angaredona
Mikaika tsisy farany e!
O MILA RANO ô
Tontolonay aty ô
Manofy tany lonaka ala maintso mavana
Pitik'orana e!
ERICK MANANA
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanànako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
04:03
DAGO SOUND - Mila love (gasy - malagasy)
irma zoldan
02:01
L'Opéra Hira Gasy de Madagascar | movie | 2018 | Official Trailer
JustWatch
04:28
Kushi Kusha Fiyah, FIYAH, Salegy, Madagascar, Malgache, Majunga, Tana, gasy, hira
Monjangaia
07:14
Madagascar - Dodol ( Salegy , Hira gasy )
AssosADOI
04:56
Jaojoby ~ Mila anao (hira gasy)
Mada Pro
05:18
ERICK MANANA & JENNY - VONINKAZO ADALADALA ( FEO GASY )
rawestern