Hosted by Dailymotion. For legal issues: Copyright Center · DMC · Instant Removal
Erick Manana - Aza omena tsiny
â
♫ndr♫in♫
90 Views • Jan 22, 2009
Description
AZA OMENA TSINY (Razilinah)
Aza omena tsiny fa vahiny
Aza arahin-tody fa tsikirity momba fody
Tena adala é! Tsy mba nahalala o o o
O O Ô! Aza omena tsiny fa resy izaho ankehitriny
Raha nampoiziko fa nisy fandrika ny lalako
Dia naleoko niova toerana nodiaviko
Raha mba tsinjoko fa nisy fintana eo alohako e
Dia naleoko lalan-kafa no nizorako e
Erick Manana
Aza omena tsiny fa vahiny
Aza arahin-tody fa tsikirity momba fody
Tena adala é! Tsy mba nahalala o o o
O O Ô! Aza omena tsiny fa resy izaho ankehitriny
Raha nampoiziko fa nisy fandrika ny lalako
Dia naleoko niova toerana nodiaviko
Raha mba tsinjoko fa nisy fintana eo alohako e
Dia naleoko lalan-kafa no nizorako e
Erick Manana
Keywords & Tags
More from User
03:22
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
02:23
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
03:07
Ny Nanahary - Ilay tanà nako
♫ndr♫in♫
06:48
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
04:21
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
04:42
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
02:56
Eric Manana - Aza Omena Tsiny
jefra
05:32
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
05:34
JENNY & ERICK MANANA - MARARY FA TSARA
rawestern
04:25
Erick Manana - Tsara ny hiran' ny taniko live
taduckly_
03:15
MISA STONE & SAMOANN - Aza omena lamosina (Gasy HD 2017)
irma zoldan
02:32
Aza omena tsiny
rv_75