Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
DIHY - LALATIANA
A
AmiUniKool
17 Views • Nov 28, 2008
Description
Fa zazavavy iray zanaka tantsaha
Mahafatifaty sady mahavariana
Ny anarany dia gasy fa tsy mba vazaha
Tsy iza akory izany fa i Lalatiana
Fa voa jerena kely dia mitsiky mahasondriana
Fa toa mandefa resaka sy bitsika mangina
Toa volana mazava izato endrikao sariaka
Satria ny tsikinao toa masoandro mibaliako
Oô Oô Oô Oô
Na iza tsy tia na iza ka halantsika ry Lalatiana
Ny fifankatiavantsika tsy azo ariana
Na eny andalam-be na eny ampivoriana ô
Izay rehetra lalovany dia variana
(adaladala)
Adaladala foana ireo tsy tia
Isika vao maika koa miara-dia
Raha sendra mandalo dia mamangia
Fa ny mihafahafa dia sanatria
Na mitafy lamba, na mitena akanjo
Dia hitako fa tsara ny bika sy ny ranjo
Hatramin'ny famindra, hatramin'ny fijoro
Malefaka tokoa ilay kanto zozoro
Ny olona tsy tia dia mangarika manjoy
Izato ianao kosa toa vao maika miangola
Izay hatoninao dia mahazo fifaliana
Izay hilaozanao dia mahita hakivina
Réf
Raha sendra mandalo dia mamangia
Fa ny mihafahafa dia sanatria 2fois
Mahafatifaty sady mahavariana
Ny anarany dia gasy fa tsy mba vazaha
Tsy iza akory izany fa i Lalatiana
Fa voa jerena kely dia mitsiky mahasondriana
Fa toa mandefa resaka sy bitsika mangina
Toa volana mazava izato endrikao sariaka
Satria ny tsikinao toa masoandro mibaliako
Oô Oô Oô Oô
Na iza tsy tia na iza ka halantsika ry Lalatiana
Ny fifankatiavantsika tsy azo ariana
Na eny andalam-be na eny ampivoriana ô
Izay rehetra lalovany dia variana
(adaladala)
Adaladala foana ireo tsy tia
Isika vao maika koa miara-dia
Raha sendra mandalo dia mamangia
Fa ny mihafahafa dia sanatria
Na mitafy lamba, na mitena akanjo
Dia hitako fa tsara ny bika sy ny ranjo
Hatramin'ny famindra, hatramin'ny fijoro
Malefaka tokoa ilay kanto zozoro
Ny olona tsy tia dia mangarika manjoy
Izato ianao kosa toa vao maika miangola
Izay hatoninao dia mahazo fifaliana
Izay hilaozanao dia mahita hakivina
Réf
Raha sendra mandalo dia mamangia
Fa ny mihafahafa dia sanatria 2fois
Keywords & Tags
More from User
12:23
31/12/10 - Discours à la Nation du Président Andry RAJOELINA
AmiUniKool
13:22
MADAGASCAR : Les grands carnages de 1972 à 2009
AmiUniKool
02:49
Andry Rajoelina, SADC, UE, ONU, Communauté internationale
AmiUniKool
05:31
TRANO MORA : Anosiala Ambohidratrimo - Andry Rajoelina
AmiUniKool
04:29
REFERENDUM à MADAGASCAR - Paul Wille venu, vu, convaincu
AmiUniKool
05:49
23/11/2010 Interview du PM le Général Camille Vital sur Rfi
AmiUniKool
Related Videos
04:54
DADAH de FORT-DAUPHIN - Malagasy manao fety (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:01
BEL'GINAH - Fety be (gasy-malagasy)
irma zoldan
04:03
HERY & HAJA i.vazo - Nataoko ho hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:49
JAC'S - MAMA OH (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:37
LAR'SON - MAMA (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
03:45
CHRISTELLA - MAMA (gasy HD 2014 - malagasy)
irma zoldan