Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Bodo ft Poopy - Tena tia
D
delit_cious
39 Views • Mar 01, 2009
Description
TENA TIA
Toa tsy mahagaga
Ny toetranao efa malaza fa
Mora tia vao, avy eo mora lao
Toa tsy mahataitra
Ny fombanao na dia tsy laitra
Fa andrakandramanao izao rehetra izao
Toa mora adino, mora lefy avokoa
Toa haitraitra ihany fa tsy matotra ity fo
F’izany tsy mahasakana ahy
Ny mbola ho tia anao
Fa raha ny momba ahy
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Indraindray variana aho
Raha iny ianao ka manakiana ahy
Tsy ahitako izay rariny ny ambaranao
Indraindray anefa
Ianao ilay noheveriko efa nilefa tany
Indro miverina indray
Toa tsy mahasaraka ahy
Fa haitraitra ihany mora lefy avokoa
Fantatrao ihany ny mampilamina ny fo
K’izay no tsy mahasakana ahy
Mbola ho tia anao
Fa raha ny momba ahy
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Marina fa tsy misy ny lafatra
Mbola eto ihany miandry
Miandry anao
Saingy tsy hitanao
Saingy tsy hitanao nohon’ny hambom-po
F’izany no tsy mahasakana ahy
Mbola ho tia anao
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Mbola ity eto ihany
Ka manantena sy miandry hatrany
Hiova ho hendry ianao
Ho fitia vaovao
BODO ft POOPY
A une personne qui se reconnaîtra tout simplement…
Toa tsy mahagaga
Ny toetranao efa malaza fa
Mora tia vao, avy eo mora lao
Toa tsy mahataitra
Ny fombanao na dia tsy laitra
Fa andrakandramanao izao rehetra izao
Toa mora adino, mora lefy avokoa
Toa haitraitra ihany fa tsy matotra ity fo
F’izany tsy mahasakana ahy
Ny mbola ho tia anao
Fa raha ny momba ahy
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Indraindray variana aho
Raha iny ianao ka manakiana ahy
Tsy ahitako izay rariny ny ambaranao
Indraindray anefa
Ianao ilay noheveriko efa nilefa tany
Indro miverina indray
Toa tsy mahasaraka ahy
Fa haitraitra ihany mora lefy avokoa
Fantatrao ihany ny mampilamina ny fo
K’izay no tsy mahasakana ahy
Mbola ho tia anao
Fa raha ny momba ahy
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Marina fa tsy misy ny lafatra
Mbola eto ihany miandry
Miandry anao
Saingy tsy hitanao
Saingy tsy hitanao nohon’ny hambom-po
F’izany no tsy mahasakana ahy
Mbola ho tia anao
Efa matotra, raha ny fitiavako anao
Zany angamba no antony
Mahatonga anao tsy ahafoy ahy
Mbola ity eto ihany
Ka manantena sy miandry hatrany
Hiova ho hendry ianao
Ho fitia vaovao
BODO ft POOPY
A une personne qui se reconnaîtra tout simplement…
More from User
03:15
Mirana Pazzapa 7 - Ny Zanako de Razilinah
delit_cious
03:23
Fitia ft Shyn - Tsy fonja ny fitia [NEW RNB GASY]
delit_cious
03:18
Patsy - Liverpool (1988)
delit_cious
04:18
Marion ft. Spear O'Mic Fitia - Foiko ho anao
delit_cious
04:05
Marion - Noho Ianao
delit_cious
03:45
Marion - Lazao fa tia
delit_cious