ReePrime
Bessa & Lola - Voatana

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

Bessa & Lola - Voatana

♫ndr♫in♫

146 Views • Feb 01, 2009

Description

Joba 28:(23 -28) Andriamanitra ihany no mahalala ny làlana ho any aminy, Ary Izy no mahafantatra ny itoerany ; ..

VOATANA

Misy Anjely voatokana hanoratra
Ny asan’ny tsirairay
Tsy miangatra fa toy ny milina
Ka ny ataony de mandray.

Fiv :
Ny any an-tsaina fantany
Zay lazaina henony
Zay atao de hitany
Ka tsy misy hadinony
Ny asa soa voasoratra
Lolom-po voasoratra
Niova fo voasoratra
Voatana an-tsoratra.

Izay voatana de raikitra mipetraka
Na ratsy izay na mba soa
Zay voasoratra efa voasoratra
Ho fitsarana anao tokoa.

Fiv : ...

Nefa raha misy solafaka mibaboka
Miandrandra an’i Jeso
Zay voasoratra de azo antoka
Fa ho voafafany avokoa.

Fiv :...

BESSA & LOLA