Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Bessa & Lola - Misy antony
152 Views • Jan 14, 2009
Description
Izay hitantana ahy tsy maintsy miaritra
Fa hampianatra ahy izay tiany hatao
Azoko itokiana koa fa haharitra
Ny fitavozavozako fanao
Fiv :
IZANY NO ANTONY
ANDRAISAKO NY FITIAVANAO
IZANY NO ANTONY
IFIDIANAKO ANAO
Izay ekeko ho tena toky sy namako
Ho mpitarika ahy rahatrizay
Dia izay mahay mitana ny tanako
Raha sendra mba lavo aho indraindray
Fiv :..;
Efa fantatrao daholo ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo rehetrako
Na ratsy ireo na soa imasonao
Fiv:...(2x)
BESSA
More from User
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
♫ndr♫in♫
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
♫ndr♫in♫
Ny Nanahary - Ilay tanĂ nako
♫ndr♫in♫
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
♫ndr♫in♫
Lolo Sy - Raha makany (A/C: LĂ´lĂ´ sy ny tariny)
♫ndr♫in♫
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
♫ndr♫in♫
Related Videos
Hira (Bessa sy Lola - Bodo)
Fianakans Rainy dit @Ingahibe
Hira (Bessa, Lola & Bodo) - karaoke
♫ndr♫in♫
tiko tena tiko
nirylafre
APAR - Tiko tena tiko (gasy - malagasy)
irma zoldan
Njakatiana ( Bessa ) - Raha mbola misy
Razanany
Njakatiana (chante Bessa) - Raha mbola misy
delit_cious