ReePrime
BELAHY - fiainana

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

BELAHY - fiainana

♫ndr♫in♫

441 Views • Nov 15, 2009

Description

Fiainana : BELAHY

Rakotobotretra mandroaka sarety
Tsy kivy tsy manaiky resy
Mitady vokatra hamidy antsena voatery manofa sarety
Mikofokofa mitady vola ny olona tao an-tanàna
Miara manainga ny lahy na vavy namonjy ny toeram-piasana eee
REF :
Mafy ty fiainana ty, miakamidina mampikodia x2
Fiainanana tsy vita mora, vao mihetsika de mila vola
Fiainana tsy kidikidy, ny sasany nanao sikidy
Fa naninona ty tany ty, raha vao potraka ialahy
Misy faly ary vaky mandihy
Ô Rakotobotretrô tarito ny dia
Manahirana mantsy leiry zao ny fiainana an-tany mmh
Nefa tsy atao mahakivy fa fombany ihany mmh
Mafy de mafy, tsy maintsy mihafy
Lasa Rakoto mitarika posy tsy angalatra fa nde hitady
Lasa Rabe ka mivimbina angady tsy kivy fa hamelombady
Maika nde hamitsaka hatory maraina kanefa toa betsaka adidy
Manitikitika natin’ny saina ny olana sy ny krizy eee
REF : …
Misy efa tratry ny gche dte mamitsaka miaritra jaly
Baiko masika sy trerona alika voaroaka raha mamalivaly
Eeee
REF : …