Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Assaut sur Ambohitsirohitra version MATV
Description
Arahaba Tompoko,
Raha nanapa-kevitra ny handefa ireto sary ireto ato amin’ity tranonkala ity moa ny tenako moa dia natao izao mba hizarana amintsika Malagasy izay aty ampitan-dranomasina indrindra indrindra ny vaovao an-tsary izay mitranga aty Madagasikara amin’izao korontana izao. Ny sary sy ny feo izay alefako eto moa dia nalaiko avy tamin’ireo aino aman-jery maro samiafa misy eto Madagasikara, ka noho izany tsy hevitro manokana akory no mivoaka sy mivohitra amin’izany fa hevitr’ireo mpanao gazety nanao ny fanadiadihana.
Tsara ho marihana etoana ihany koa fa tsy momban’ny andaniny na ny ankilany ny tenako, izany hoe tsy momba na an’i ngiah Andry Rajoelina ary tsy momban’I ngiah Ravalomanana ihany koa fa ny mampita ny zava-misy no ataoko. Ka noho izany tsara raha mijery ampahatoniana sy amin’ny fanajana ny hevitry ny hafa isika fa tsy enti-po ka hiteny ratsy na hifanaratsy eto. Misaotra mialoha Tompoko.
PS: Mampilaza ihany koa fa misy ny sary sasany izay mety havesatra sy ho mafy ho an’ny sasany ka dia samia mivonona.

Keywords & Tags
More from User
01:07
Ravalomanana ben'ny tanàna
Dude
02:01
Tany Mahajanga Ravalomanana Marc
Dude
01:22
Campagne Ravalomanana 2001
Dude
01:19
28 Mars2009, ireo naratra
Dude
00:30
14 Fev 09 TGV 13Mai
Dude
16:47
14 fev 09 Mahamasina kabary Filoha Ravalomanana
Dude
Related Videos
06:28
vidéo 01 Andry Rajoelina « Tsena mora mitsinjo ny Malagasy »
DANIEL-54
04:57
Andry Rajoelina « Tsena mora mitsinjo ny Malagasy »
DANIEL-54
03:59
EUSEBIA - Madagasikara (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
06:13
MARION, MEIZAH, ALSON, THT & ONE JAH - CLIP pour les 20 ans de MAtv (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
04:49
ANDRY - Tsy raràrarà (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:30
ANDRY - Garora (gasy - malagasy)
irma zoldan