ReePrime
Arahaba ry Mpanjakavavy

Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.

Arahaba ry Mpanjakavavy

T
Tsimiziva

66 Views • Mar 07, 2009

Description

Arahaba ry Mpanjakavavy, ry Reny be indrafo
fiainanay ianao sy hamaminay ary fanantenanay, arahaba!
Ianao no antsoinay zanak’i Eva voasesitany
Ianao no isentosentoanay mitaraina sy mitomany amin’ity lohasahan-dranomaso ity
Eny, ry mpisolovavanay,
Ireny masonao feno indrafo ireny
mba atodiho aminay
ary rehefa afaka amin’ity sesitany ity, ataovy mahita an’i Jesoa naloaky ny kibonao
izahay
Izany, ry be indrafo!
Izany, ry be fitiavana!
Izany e, ry Maria Virjiny maminay!