Hosted by Dailymotion. For legal issues report at the Copyright Center, report us on DMC, or use the Instant Removal tool.
Andao indray - Njakatiana
94 Views • Mar 07, 2007
Description
Satriko raha hifampitaona indray anio
Nandrasako raha io fiarahana io
Zarako aza raha misy hanalana asa loha
hidobohan'ny fo
Efa voly indray ny tena ka dia may
ny hihaona indray aiza ialahy
Inty aho vonona hanaraka anareo ka tsy ho leo
F'efa mangetaheta rahateo.
Andao indray hanao mozika izay nampiray hatrizay
Handresy ireo adim-piainana efa mankaleo
'Zay gadona atao hanome fifaliana vaovao
Ny melodia kosa indray hampiaina ny fo sy fanahy

More from User
31/12/10 - Discours à la Nation du Président Andry RAJOELINA
AmiUniKool
MADAGASCAR : Les grands carnages de 1972 à 2009
AmiUniKool
Andry Rajoelina, SADC, UE, ONU, Communauté internationale
AmiUniKool
TRANO MORA : Anosiala Ambohidratrimo - Andry Rajoelina
AmiUniKool
REFERENDUM à MADAGASCAR - Paul Wille venu, vu, convaincu
AmiUniKool
23/11/2010 Interview du PM le Général Camille Vital sur Rfi
AmiUniKool
Related Videos
NJAKATIANA - Andao indray
Razanampano
Poopy - njakatiana - tovo j'hay - lola...raha nofy
rawestern
Andao indray che bel canto
princya moi
Njakatiana Andao indray
john
Njakatiana - Andao indray
Razanany
Anyah , Shyn , Tovo Jhay , & Tana Gospel Choir Mitsangàna Mitrakà
One-digga Ga$'Ampitah