AMBONDRONA "FAHA -5" SAINO
Description
Chanson issue du dernier album audio d'Ambondrona "faha -5" avec un tout petit montage video "juste pour le plaisir de partager!"Merci harimialy pour la parole!
Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
'Reo fakam-panahy, mahamay
Mandoro ka tsy tantinao avelao ho tsiny ihany
Tazoninao ny soa sy tsara tsy mety hanandratsy
Ho anao ihany (no hanoratako )
Ty soratra hitoetra (any aoriana)
Ny tenanao ihany ('zay no ambarako)
Fiainana manam-petra, Sainonao
Atao ny tsy hiteny! raha misy ny tsy mety
Diso ndray anefa ra zany no iainana
Mananatra ny hendry aho raha sitrakao de avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy na mamy ny miaina
Tazoninao ny soa .............
Mambabo ny fanahy 'zay rehetra ataonao ahy
Tsy hoe inona na koa hoe ahoana
'Reo fakam-panahy, mahamay
Mandoro ka tsy tantinao avelao ho tsiny ihany
Tazoninao ny soa sy tsara tsy mety hanandratsy
Ho anao ihany (no hanoratako )
Ty soratra hitoetra (any aoriana)
Ny tenanao ihany ('zay no ambarako)
Fiainana manam-petra, Sainonao
Atao ny tsy hiteny! raha misy ny tsy mety
Diso ndray anefa ra zany no iainana
Mananatra ny hendry aho raha sitrakao de avelao
Hilaza ny ao am-po sy saina na mangidy na mamy ny miaina
Tazoninao ny soa .............
More from User
02:41
NY SAKELIDALANA FITIA MANALASALA
boutax76
04:06
KAIAMBA A TSAIKY IO COCO TAVARATRA
boutax76
03:24
KAIAMBA MILA RANO PROSH'ELY
boutax76
03:54
AZA ATAO RISORISO - LENDREMA
boutax76
04:17
FAFAO RANOMASO KAIAMBA SEALD GROUP
boutax76
04:56
TSELATRA/LIJA KAMBOTY
boutax76
Related Videos
04:38
AMBONDRONA-Mety ho aiza? (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan
05:07
AMBONDRONA - Antso (gasy 2014 - malagasy)
irma zoldan
05:07
AMBONDRONA - Antso (gasy 2014 - malagasy) - Vidéo Dailymotion
hasina_68
04:41
ROCK & FOLK - Aza dia miniana (gasy - malagasy)
irma zoldan
04:28
bande_annonce hira malagasy film gasy ary vazo sy mozika
gasymozika
05:20
YVON PAUL - MISY FARANY (gasy HD 2015 - malagasy)
irma zoldan